Mitazona ny teniko aho , tenin-dehilahy io

1. pikatti ( 14/05/2010 11:48)
Dia miandry anleh gouvernemanta foana ry tsamy a
Mandé mantsy ny resaka fa tenin-dehilahy hoy ianao iny an :idea:
novalian'i tgvafond ny 14/05/2010 23:31
2. Bazilou ( 14/05/2010 11:49)
L’actuel gouvernement pourrait continuer, c’est la nouvelle hypothèse forte en discussion au sein d’une partie de la HAT et du gouvernement. Donc pas de nomination d’un nouveau gouvernement comme promis, en raison particulièrement des blocages et difficultés provenant du refus de la participation des forces armées.
C’est un week-end sans nomination qui semble se profiler, la question reviendra sur le tapis en début de semaine prochaine.
Camille Vital, actuel et pressenti comme prochain premier ministre serait favorable à une nouvelle équipe gouvernementale.
Resa-bavy leisy iny rapika a =)) =))
3. pikatti ( 14/05/2010 11:51)
Ka mbola tsy voky tsara angamba ry zalahy ao zany klé,
"Nohon'ny fitiavako ny tanindrazako dia hisakra aho ary tsy hilatsaka" :-D :-D
Ka lery ve aloha nanana safidy hafa e, tsy maintsy io no alehany na tiany natsy tiany
4. Bazilou ( 14/05/2010 11:54)
Ce serait le général André Ndrianarijaona, chef d’Etat major de l’armée malgache (CEMGAM) qui en exigeant la mise en disponibilité des militaires participant au gouvernement qui aurait bloqué la nomination du nouveau gouvernement mercredi soir.
Zany ny lazain'i Papa Noël , izany hoe tsy tafa intsony ny raharaha FATY :@ ^:^
5. pikatti ( 14/05/2010 11:57)
Ary elah ve rabazylou tsy fianakam's ihany sa ahoana e, elah izany toa mba misaina fa ilay raika lahy atsy toa sampona be :-D :-D
6. Bazilou ( 14/05/2010 11:58)
Kambana amiko iny fa izy tsy afa-tavony :-D :-D
7. pikatti ( 14/05/2010 11:59)
:-D :-D :-D ka lery aza anie palan'ny kil rehetra ato fa tsy ao hono ny dinikany :-D :-D
8. Bazilou ( 14/05/2010 12:01)
Malahelo be hono lery fa ilay nianteherany nitsoaka an-daharana :snif: :snif: :snif:
9. wxxx ( 14/05/2010 12:10)
Pretoria 2 en préparation
Les dates retenues seraient soit les 19/20 mai soit les 20/21 mai, on s’orienterait apparemment vers de véritables discussions ou négociations et non une simple signature.
Une délégation de 4 émissaires sud-africains est présente à Antananarivo depuis lundi pour la phase préparatoire. Elle ne s’est pas encore entretenu avec les 3 mouvances pour le moment.
La présence d’Andry Rajoelina serait une tendance forte qui explique la grande activité préparatoire : son accord n’est pas acquis mais en bonne voie. La voie de la sagesse et de l’intérét du bon peuple avec quelques garanties très personnelles préalablement négociées dont son éligibilité.
10. mpandrindra ( 14/05/2010 13:49)
Mandé mantsy ny resaka fa tenin-dehilahy hoy ianao iny an


Voalohany indrindra aloha dia tsy maintsy nanao an'iny fanambarana iny ny lehiben'ny HAT , tsy maintsy hoy aho satria efa tsy nisy lalàna hafa azony hizorana afa tsy io niala io,[ marihiko anefa fa efa ninia tsy niaraka t@ io tetezamita io ny filoha Ravalomanana raha vao nanomboka fotsiny ny Maputo, izany hoy izy mantsy dia ny hisian'ny neutralité tanteraka]

Faharoa manarak'izay dia , izay mahafantatra ny filohan'ny HAT moa dia mahalala avokoa io fitiavany hantsoina preéident io, ka raha tsy nanaiky ny nanao sonia ranamana dia ho tapitra hatreo ny fanohanan'ny Frantsay azy [ efa vonona araka ny feo mandeha ny soavaly frantsay manaraka]

Ary ny fahatelo dia tsy ampy taoana rahateo Atoa Rajoelina [na dia hatao aza ny fanamboarana ny lalam-panorenana vaovao dia mahamenatra an'i Mialy ihany izany ....lasa filoha tokoa va re ty zazakely???....sady maivana be ]

Fahatelo raharany manokana raha tsy hilatsaka izy , tsy misy ny fandrarana an'izany akory ny fifanarahana efa nifanaovan'izy rehetra na tany Maputo io na tany Addis Abeba io na t@ farany teo tany Prétoria, tsy any mihitsy akory ny vato misakana ny tsy hisian'ny reconnaissance internationale

Fehiny cinéma daholo ihany ireny , fandrembirebena olona fotsiny
11. fijo ( 14/05/2010 19:20)
ny ten atiany lazaina,di ahoe "efa te hiala izy izao,fa tsy zakany intsony ny raharaha"saingy matahotra andr'i ramaroson,dia mody hoe amin'ny fifidianana vao tsy hilatsaka.ka hoany afrika atsimo izy,hanao sonia izay rehetra hodinihina any,ary dia hoantsoina hoe "prezida"mandritra ny fotoana fohy ,dia tsy ho tzana intsony avy eo
12. ndotofetsy ( 14/05/2010 22:44)
tena dil i mialy fa nahita laaka be =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. tontonsola ( 14/05/2010 22:58)
Mipoaha-tsatroka aho ry zandry kely a ary maniry ny ho avinao hamirapiratra hatrany
Pierrot Rajaonarivelo :* :* :*
14. pikatti ( 14/05/2010 23:14)
Aza mila ranondranony eo koa ialahy ry tontonsôla a, elah koa anie mbola tsy afa-bela @ io amnistie io e, toa toi sy Roindefo ndray mantsy no tadiavin-dry tgvfopla atao tohatra :roll: :lol:
15. tgvafond ( 14/05/2010 23:31)
5. Mpandefa : Bazilou [ Valio ] 14-05-2010 13:58:18
Lohateny : Re : Mitazona ny teniko aho , tenin-dehilahy io
Kambana amiko iny fa izy tsy afa-tavony :-D :-D

Mamely rahalahy ndray rabazy leu leu
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0088