Ho arirarira foana io Governemanta io hatramin'ny 2011

1. ralaisolo ( 12/05/2010 16:09)
Izao no tena hevitry ny FAT : ho ataony izay hampitarazoka ny fananganana io governemanta io ,na tsy hatsangany mihitsy aza io ,Famangiana an'i Gl Bory ve de hanafoanana ny fanehoana ireo Ministra vaovao ?
.raha ny fahitana azy ivelany dia mety handeha hanao PRETORIA 2 indray ingahy Filohan'ny FAT (toy ireo taloha ihany )
ny tena tanjony dia ny hampihisatra arak'izay tratra ny fanehoana na ny fananganana ilay gvt mitondra mankany amin'ny Repoblika fahaefatra
.ka rehefa ela ny ela dia ho tratrany ihany ny 2011
raha ny feo re aloha dia mety ho Ministra telo(3) ihany hono sisa no ho tafa janona amin'ny toerany fa ho voatsoka daholo ireo 27mianadahy izany .
Etsy andaniny ny fahantrana miha lalimpaka ihany amin'ny Malagasy satria dia nitombo hita maso tokoa ireo very asa vokatry ny fikatonan'ny AGOA (zone)

novalian'i fijo ny 12/05/2010 19:49
2. fijo ( 12/05/2010 18:35)
ka izay no sitrapon'ny vahoakan'antananarivo anie e,,,
3. zoam ( 12/05/2010 18:50)
miala ny dj sans bac sans qualité dia izay ihany ,efa sempotra izy izao ka tsy azo avela hisotro rano intsony
4. fijo ( 12/05/2010 19:49)
homeo ranom potaka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.216