Governement salut salut , bye bye
1. TEGEVE
(
11/05/2010 11:37)
Sempotra be e, tena boda ny lohako marina , naleoko mihitsy naka vakansy nilalao t@ sipakely tany Nosy Be tany aloha, :wink:
Ny lisitra miaramila aza ato mbola tsy nivoaka dia nolavin'ny namany ihany ,tssss, tsy hita ko intsony izy ity e
Izaho angamba ry zalahy hody any Lafrantsa @ izay ka, tena tofoka tanteraka aho @ ireo mody mamporisika ahy ireto nefa hiarovany ny paosiny fotsiny, tsss
Ny pression internationale koa atsy tsy ahitana tory , aleo ihany ry zalahy asoriko ilay teniko 48h iny e
(l) (l)

novalian'i Bazilou ny 12/05/2010 07:56
2. pikatti
(
11/05/2010 11:54)
Ce gouvernement comprendrait 18 ministres issus des Forces armées sur 30 membres. 3 ministres du gouvernement actuel seront reconduits : le ministre de la Décentralisation et de l’Aménagement du Territoire, Hajo Andrianainarivelo, le ministre de l’Economie et de l’Industrie, Fienena Richard et la ministre de la Population et de la Protection sociale, Nadine Ramaroson.
Un doute sur le Vice Premier Ministre chargé des Affaires étrangères, le Vice Amiral d’Escadre Rarison Ramaroson Hyppolite qui pourrait figurer dans le quota des militaires et le ministre des Finances et du Budget, Hery Rajaonarimampianina qui pourrait conserver son poste.
Une surprise : la non reconduction du ministre des Mines et des Hydrocarbures, Mamy Ratovomalala qui aurait été trop actif et aurait débordé de son domaine.
Dia inona daholo itony resaka mandehandeha itony ry lery :roll: :roll:

3. pikatti
(
11/05/2010 11:57)
Soit Andry Rajoelina dirige la transition mais ne présentera pas aux présidentielles
Soit Andry Rajoelina annonce qu’il se retirera pour se présenter aux élections présidentielles. Ce retrait pourrait n’intervenir que dans quelques mois.
Mais rien n’est vraiment décidé et le bon scénario en cours de négociation, un axe se dessine : démontrer sa sagesse pour regagner une image convenable au national et à l’international.
Toa hiaraka @ P.Rajaonarivelo sa R.Ratsiraka ve toi, tsy izany mantsy fa miandry anao mafy i Roindefo :lol:

4. Mirananirina
(
11/05/2010 13:28)
Soit Andry Rajoelina dirige la transition mais ne présentera pas aux présidentielles
Soit Andry Rajoelina annonce qu’il se retirera pour se présenter aux élections présidentielles
Mais rien n’est vraiment décidéil dirige la transition et ....présentera aux élections ,io no tiany atao ka inona indray moa..ggrrrrr,,ilay tsy v......io
6. Noue
(
11/05/2010 19:46)
fa kosa tsy hilalao ny fitondrana eee !!! dj ny toerany dia aleo io no lalaoviny any eee !
7. ndotofetsy
(
11/05/2010 22:15)
Noue:
fa kosa tsy hilalao ny fitondrana eee !!! dj ny toerany dia aleo io no lalaoviny any eee !
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. diloo
(
11/05/2010 23:21)
il dirige la transition et ....présentera aux élections ,
Mieux: Il dirige la trahison républicaine et.......tentera de se présenter aux élections, pour sauter à l'élastique depuis le 2ème étage de la tour eiffel, avec 0,001% des voix des fianakam's. :wink:
9. pikatti
(
12/05/2010 04:57)
Slt Mirana sy akama rehetra e
Migrevy daholo izao ny ao @ miniteran'ny ati-tany fa tsy mila rasily fa zany teknisianina izany no nampanantenaina :roll: :roll:
Aza matoky ny vavam-poza hoa ianareo, ho an'izay sasany mbola mihainohaino dia lero dieny izao sao avy eo hanenina eo koa
Mieux: Il dirige la trahison républicaine et.......tentera de se présenter aux élections,