Lasa jiolahy mpangalatra

1. zakilinina ( 10/05/2010 07:35)
Nihidy ny toeram-piasana nohon'ny zava-mitranga efa ho herintaona mahery izay. Tsy misy intsony ny asa na dia mandondom-baravarana hatraiza hatraiza aza. Tsy misy azo atao afa tsy ny mangalatra fa ny kibo moa tsy mba lamosina, ny ankizy tsy maintsy mikapa. Mandry anefa ny saina satria ny fitondrana ankehitriny aza moa nangalarina. Roso ny dia. Hiezaka ihany anefa mba tsy ho ireo olo-marina no ho lasibatra fa mba ireo mpangalatra ngezalahy aminà miliara !
2. NirydeSobika ( 10/05/2010 10:38)
Marina mihitsy ny voalazanao zakilina, ny siteko koa anie nandefazan-dry zalahy HAT virus fa tsy namokatra , efa imbetsaka ry zareo no nanao intimidation ary tsapako fa tsy mahazaka ny adi-hevitra ny FAT,tsy tiany izany hevitra @ mpisera izany fa ny azy ny loham-botiny ihany no arosony
3. nilex ( 10/05/2010 10:59)
Hay ve ianareo kao mba mahatsapa an'izany e,mahagaga mihintsy fa ny olona manohana ny Fat dia tsy mba mahay miady hevitra sy mifandresy lahatra fa tonga dia botolo fotsiny.Mahamenatra anie izany e.
Ny tena mampalahelo dia izao,kay ry zalahy manery andrRajoelina tsy hifanaraka ireo dia manararaotra mangalatra sy mangorona harena daholo dia ia Radomelina no ataony fitaovana fotsiny eo,hampitahoriny dia tsy sahy miala de ry zalahy atsy ambadika eta miliaridera daholo fa ianareo gasy veloma eo e,tsy raharahiny izay firenena handroso izany fa izay hahafeno ny paosiny aloha no ataony.
4. ndotofetsy ( 10/05/2010 22:19)
:@ :@ :@ :@ :@ :@ :@ :@
5. diloo ( 11/05/2010 00:55)
Nihidy ny toeram-piasana nohon'ny zava-mitranga efa ho herintaona mahery izay. Tsy misy intsony ny asa na dia mandondom-baravarana hatraiza hatraiza aza. Tsy misy azo atao afa tsy ny mangalatra fa ny kibo moa tsy mba lamosina, ny ankizy tsy maintsy mikapa. Mandry anefa ny saina satria ny fitondrana ankehitriny aza moa nangalarina. Roso ny dia. Hiezaka ihany anefa mba tsy ho ireo olo-marina no ho lasibatra fa mba ireo mpangalatra ngezalahy aminà miliara !

Ka io anie ry Zakilina ilay FIOVANA sy ilay DEMOKRASIA nodradradrani'i paingon-jazam-bitro Tai-Goavana-Ve, fanambarana nataony fony izy teny @'ny kianjan'ny 13 mai e.
Io ilay Hitler kely fiohondrihan'ny fianakam's.
Efa ho 15 volana izy no teo, fa eie, tsy nisy zavabita na iray aza, afa tsy ny mivadi-dela ny fanapahankeviny ihany.
Bandy mpanao bal sy mirevy 26 joints ve, aiza moa na dia Ligne de Conduite Politique aza tsy ananany akory! 8O :wink:
6. bonazy ( 11/05/2010 08:29)
la politique c\'est l\'art de Mentir\"na izany aza anefa ilaina ny politika satria io no fototrin\"ny fitondram-panjakana sy ny fiorenany,izany hoe\"revirevy sy lainga nefa transforme-na o réalité rahefa mahazo fitondrana sy fahefana\"nefa miankina amin\"na paramètres tsy toko tsy forohana izany,ka ilay RAJOELINA mpanao bal sy mirevy 26 joints ,lasa avo loatra ilay nofinofy ny 26 joints ka nanakatra zavatra tsy takatra sy tsy ho voafehy akory sans les moindres minimums d\'expériences politiques ,Normaly be raha midofotra amin\'ny rindrina,fa narosika hoatrin\'ny amboa masiaka dia nivovoa ary nanaikitra dia naka ny toerana ,satria aza hadino fa ireo very toerana sy fihinanana hatrizay (fitondran-ra8 ,Zafy ,Ratsiraka,)ary ireo mba te hanankarena rehetra nefa tsy nahita lalana hatrizay ary nahazo toerana kely ankehitriny na... dia manararaotra daholo Razakilinina ,é \"ka raha ho lany ihany ny paiso ao ankady mba hirotsaka koa i koto kely é!\"satria mahafantatra tsara daholo izy ireo fa fitondrana tsy aharitra ny an\'io TGV io, ka aza miasa saina amin-ny jiolahy mpangalatra ianao na ny miliaridera manao tantely afa drakotra ny harem-pirenena mandroba mangalatra,satria ho an\'ny TGV tsy ireny no tokony ho fahavalom-bahoaka ka ho samborina sy ho gadraina satria maro amin\'ny izy ireny no akamakama sy isan\'ny mpanohana nahatonga azy eo ka ny trosa tsy maintsy efana raZakilinina a!,fa ny prison sy ny FIS ary ny milisy natao hampiorohoroana izay sahy manohitra rehetra azy ara_politika sns....
7. pikatti ( 11/05/2010 12:46)
la politique c'est l'art de Mentir"na izany aza anefa ilaina ny politika satria io no fototrin"ny fitondram-panjakana sy ny fiorenany,izany hoe"revirevy sy lainga nefa transforme-na o réalité rahefa mahazo fitondrana sy fahefana"nefa miankina amin"na paramètres tsy toko tsy forohana izany,ka ilay RAJOELINA mpanao bal sy mirevy 26 joints ,
:-D
"En politique le choix est rarement entre le bien et le mal, mais entre le pire et le moindre mal "
nicolas-machiavel
Fa ny an-drabitro tsisy afa tsy pesta sy kolera dia samy noraisiny daholo koa tsy mahagaga raha izao no niafarany
:lol:
8. Mirananirina ( 11/05/2010 14:01)
ka ny manodidina azy ihany no tena mandoto sy jiolahy ...nefa tsy hita taratra sy tsy voatonona mihitsy ny anarandry zalahy,voa mafy ihany enao mose Rajoelina aloha.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0067