entre le marteau et l’enclume i tgv

1. ramosekely ( 04/05/2010 19:53)
araka ny fanatatra dia tsy hanaiky ny pretoriaII i radomelina ary nandroso ny fay déroute hoan'i tafika malagasy ,loza anefa fa maro an'ireo lazaina fa tafika no tsy manaiky an le fay deroute,anisany voahantso manokana hoany antranon'i radomelina i Ndrinarijaona chef de mutin sy Bruno razafindrakoto izay lery ihany no nampiakatra gal an'ireo 11em promotion nefa ny rasil maro no efa tsy manaiky
novalian'i fijo ny 05/05/2010 19:45
2. fijo ( 04/05/2010 19:56)
tsaho avy aiza indray ity???
3. Toumba ( 04/05/2010 19:58)
misaotra betsaka an'i FIGN sy ny 1er RFI avec luc roger tsy nanaiky an'io feuille de route io ,raha ho raisiny miaramila ihany ny fitondrana dia aoka mba tsy ho ireo miaramila voarohirohy t@ resaka coup d'etat sy ireo miaramila efa voasazy ao anatin'ireo 109 fa mba ho tena miaramila neutre hampiahatra ny esprit de maputo
4. ramosekely ( 04/05/2010 20:01)
tsy tsaho io rafijo fa actualité an,ry bruno bekibo sy ndrinarijaona ihany no mety hanaiky an'io dia izay ny fign sy ny 1er RFI efa nitsipaka sy nanao mise ne garde
5. Z.K. ( 05/05/2010 08:30)
>>> TENA MARINA MINTS NY VOALAZANAO RY FIJO FA TENA OLONA "MPAMANGO FIJO" FOANA NO ATAON-DREO ASA ETO.


:roll: :p
6. pikatti ( 05/05/2010 09:21)
bruno bekibo sy ndrinarijaona ihany no mety hanaiky an'io dia izay ny fign sy ny 1er RFI efa nitsipaka sy nanao mise ne garde

Omaly afak'omaly i Ndrianarijaona GEMGAN tsy navelan-dry zalahy nivoaka toby :-D :-D t@ alatsinainy indray i Ramaroson miaraka @ milisiny tsy nahazo niditra Iavoloha
Izaho anie no tena mpiaro anao ry rabitro e, hoy lery :-D
7. fijo ( 05/05/2010 19:45)
maty irery ao izany i zandry kely ve???aiza kosa le
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0072