Mila fanampiana azafady indrindra , AVC à 60 % de M.Stephane Allard 70aine ,région de Metz à Stiring soin immediat urgent .Appels aux âmes de bonne volonté SVP!!
Hivavaka ho anareo no azoko atolotra. Enga anie mba hanana filaminana sy fitonian-tsaina ary hahazo fanampiana tokoa amin'ny manahirana toy izao ianareo. Andriamanitra homba anareo.