reny mpisera, toroy hevitra.

1. xxx ( 01/05/2010 15:19)
azo atao ve ny manome fromage (la vache q rit) an'zaza 6mois???? sa aloha loatra.
novalian'i sipagasy ny 07/05/2010 06:15
2. soanja ( 01/05/2010 22:19)
Tsy manahy izany ny fahaizako azy. Toy ny ronona ihany iny fa tsy azo atao be fa tsirony kely fotsiny.
3. xxx ( 03/05/2010 11:51)
1 isan'andro raha be indrindra na izany aza
4. sipagasy ( 07/05/2010 06:15)
azonao afangaro @ sakafo omenao azy ihany koa, tsy dia mampaninona kann, ohatra hoe anaty la soupe....
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2541