ganagana kely

1. sitlo ( 29/04/2010 21:19)
Nisy ganagana kely latsaka tao anatin'ilay filatsahan'ny rano amin'ny arabe ireny. Dia hitan'ilay ramatoa tao anaty tomobil, dia niantsony pompier. Dia tonga ny pompier niaraka tamin'ny camion be. Dia ny tena nanampitrotraka dia ny mpanao gazety koa tonga niaraka tamin'ny camera.

Nihomehy aho hoe ireto vazaha ireto ve dia efa tsy misy atao mihitsy.
novalian'i xxx ny 30/04/2010 22:30
2. maeva74 ( 29/04/2010 21:26)
:lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
3. Ratoa ( 30/04/2010 00:45)
Tsy misy atao izy sa manaja sy mitia ny zava-boary sy ny zava-mananaina rehetra? Ny fitambaran'ny hery sy zavatra kely na hetsika kely dia kely no avitana voakany lehibe.
Raha manao crochet ohatra dia maill" kely dia no foronina paha tonga azy ho akanjo.
4. xxx ( 30/04/2010 22:30)
Mbola ho aizan'izany ny any @tsika
tany mahajanga ito an, may le tranom-pivarotana kely @sisin'làlana de niantso pompier, adiny ray mahery angamba vao tonga, ny trano efa kila vita t@ hazo moa, de teo moa zareo tsy hita tsony ny atao de napiritsipiritsiny teny ny rano de hoy izy hoe"avia zay isaiko o! avia zay isaiko o!"
ny anankiray indray mba tonga aloha zareo de nalefa ny rano tsy ampy firy segondra akory de lany, kay zara raha nisy rano tao @ reservoir, lay reservoir @io lay reny mitete eraky ny làlana ireny, de hiverina indray hono hameno reservoir, tena tssss mitsy :(
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1478