HOMANO NY VALIZY FA TONGA IZAHAY DIA HITSOAKA ANY FRANCE

1. TEGEVE ( 27/04/2010 09:51)
Ianareo Ratsirahonana, Ramaroson,Andriamanoro,Resampa,lylison,dia efa ilazaoa ny akamanareo fa ho be ny ho very seza
Tsy azonareo hanao vava intsony aho manomboka androany, izao tsy maintsy mila Afrikanina ihany nefa ialahy isany ireto ihany no nilaza tamiko fa tsy mila an'ireo intsony ,vitantsika io e
VIVA AFRICA (l) (l)
2. Bazzylou ( 27/04/2010 11:36)
Ala nenina farany io ry nao a, raha mbola be zizo ao ralavasanga dia hinanem'amaniny @izay, efa miandry azy daholo ny sivily sy ny rasily,dia efa nampandrenesina ianareo izay ry FATY :twisted: :twisted:
3. onaonafaty ( 27/04/2010 12:42)
Miaky an'iny le8 iny ihany aho ry zalahy a, tena ilaintsika ny force one raha mila hipampiraharaha @ izao tontolo izao ihany, indrisy anefa ty izy fa nohon'y havendrananay ihany dia lo an-toerana ao fotsiny :roll:
4. fitia2006 ( 27/04/2010 16:57)
tena tapaka ny tsinaiko ry onaonafaty @ le sary
5. fijo ( 27/04/2010 18:23)
alefaso aty mialy rah ahandeha ihany ary elahy ry fingotra
6. bazylou ( 27/04/2010 18:26)
sao dia le mifanohatra amin'izay no ho avy eo ,
vive tgv

:roll: :roll:
7. fijo ( 27/04/2010 18:30)
mialy ihany no ilainay ka
8. MialyRajoel ( 27/04/2010 19:24)
marina anie io vinavinanareo io e, eefa ela ny vadiko no nikasa no hipetraka tany frantsa , efa tany ihany izahay aloha fa tsy nety nahita asa nedala,dia niverina nanao dj taty Antananarivo dia io manaonao filoha io izao , izaho aloah ry fijo tsy mbola hakany e, tsy manaky izaho raha tsy voavaliko ny namitahiny anahy @ i Nathalie Rabe
fijo :*
9. vitalkamaoly ( 28/04/2010 08:43)
izaho irery zany no tadiavin'ialahy hosaritahan'ny kil eto fa ialahy hipitsika moramora ? Mbay tany fa ogahako elah androany.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.3499