Misy mivadika ireo miaramila manamboninahitra sasany

1. ralaisolo ( 23/04/2010 08:42)
......ka izany no matetika ahafantaran'ny FATY ireo hetsika rehetra ho fanoherana sy hakana ny fitondrana eo ampelatanan'ny adala atao ,fa ny zava-misy marina aloha dia ny fikononkonon'ireo tafika tsy momba ny FATY fanonganam-panjakana ary amim-pahamailoana tanteraka manomboka izao no hanaovana izany satria raha araka ny feo mandeha dia misy mivadika ireo namana sasany miaramila miara-mikonokonona ireo hetsika atao ,misy ireo maka ranondranony sy mila iviny kely dia ny hetsika no potehiny , efa fantatry ny miaramila mpanara-dalàna tanteraka ireo olom-bitsy ireo ,ka ho faizina toa an'i Charles teny Mahazo (nigiazan'ny miaramila nanao tenue sivily sy nanao cagoulle 4andro tsy nihinana ,tsy nisotro tao anaty trano iray ra-charles ) fa tsy nisy namono kosa fa daroka no natao azy ,ka mety ahafay azy no nanaovana an'izay satria nalemy tanteraka izy avy eo
:lol:
novalian'i zefalahy ny 25/04/2010 18:48
2. pikatti ( 23/04/2010 09:35)
Tena kôzy ve zany klé, voahendy tao zany racharlotte :-D :-D an'iza indray izany ny sazy manaraka :lol:
3. fijo ( 23/04/2010 19:07)
tsaho avy aiza indray ity ry akama???
4. milamm ( 24/04/2010 12:06)
tsy hitsara aho na marina na tsia io vaovao io fa ny zv 1 goavana tsy maintsy harahiny Madagasikara @ fitantanana ny fiainam-pirenena dia ny fanesorana ireo rasily @ raharaha politika(depolitisation de l\'armee et pronage de la neutralite de l\'institution militaire),raha iverenana ny raharaha 1972-1975 niverenany ilay cpt de corvette ratsy iraka avy any frantsa nandraisany fitondrana(refa avy namono ilay maherifony tanindrazana Itpkl Ratsimandrava izy)dia niaraha-nahita ny nandrotany tena ho amiraly(par une assemblee de croupion alors que l\'armee ne possedait meme pas une flotte digne de ce nom),ary indrindra ny famoretana sy ny vono olona mikararana vokatr\'izany,ary fanapoahana tetezana 7 sy fandoroana ny harempirenena ny rova sy andafiavaratra.Tsy manana strategie politique hitantanana ny firenena izany ireo miaramila ireo na 1 aza satria ity jiolahintsambo ty no oh.nanomboka 2002 moa dia niova tanteraka satria tafiala t@ fahazarandratsiny ireo miaramila mpiray tsikombakomba nandroba firenena sy namoritra vahoaka ,niaina nilamina tsy nisy herisetra sy hotakotaka ny vahoaka nandritra ny fito taona ...dia io niverina nanao valifaty io ry sarla,kotonandrasana,organes,vital,lylison(mpikarama an\'adiny frantsay)...rehefa nokaramainy franceafrique
hanao valifaty sy haka ankeriny fitondrana ,ny vahoaka sy ny firenena no mifafa ny kihony @ zany izao iaraha-mahita izao.Ny lesona azo tsoahina @ zany dia ireny nataony ratsy iraka sy reto miaramila mpikomy ny 2009.Heriny tafika avy any ivelany no mahavaha io olana io hampandry tany sy hanaramaso ny fikarakarana ny fififdianana...
5. diloo ( 25/04/2010 03:20)
fandoroana ny harempirenena ny rova
Ny andafiavaratra Ok,t@'ny ratsy iraka, ny rova raha sty diso aho, dia t@'ny andron'ny herivelona!
Ny nahatonga azy amiraly, dia nisy sambo barque kely izay tao anosy anjely mainty.Dia io ilay sambo degera nitondra ny dadan'i babozy tany andafiavaratra.
:-D
6. ndotofetsy ( 25/04/2010 17:07)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. zefalahy ( 25/04/2010 18:48)
mitady hanao fanakorontana eto firenenan ialahy ry donto lahy ,efa sur ecoute ny tel fa mitandrema an :evil: :evil: :evil:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.2476