na hijapy daholo aza ny mpisera rehetra
1. bazylou
(
22/04/2010 19:36)
Tsy problème fa zahay eto mijoro amin ny hevitray e. Ny an ny sasany zany atao
daholo ny pseudo, ny ompa , ny ozona fa tssssss, tsy nahazaka dia mijapy sisa e.
O raHery e, ahoana ianareo amin ny revin ny sobika io hoe idina ny forum mandram
pihavana an ny gasy rehetra.
Io koa na hidina mandrakizay koa anie tsy misy kwa e. Loool
Tsy hampiova inona ny fandehanan ny lery any rsa.
NY rasila frantsay 150lahy izao ao ivato miaraka amin ny matos ka rehefa samy nandra
ray lavaka dia aleo ajedany ao daholo. Mety ho tsara koa angamba izay.
Io tsy maintsy ny frantsay ihany no andamina azy e.
VIVE TGV

novalian'i fitia2006 ny 28/04/2010 02:49
2. pikatti
(
22/04/2010 21:45)
O raHery e, ahoana ianareo amin ny revin ny sobika io hoe idina ny forum mandram
pihavana an ny gasy rehetra.
Mikonaina i bazilozitra zany klé :-D :-D
Midi leisy efa nanao an'izany a, mpanompo sampy hoatran'elah ve ny tao koa ho aiza ary ty tanindrazana :lol:
NY rasila frantsay 150lahy izao ao ivato miaraka amin ny matos ka rehefa samy nandra
ray lavaka dia aleo ajedany ao daholo. Mety ho tsara koa angamba izay.
Raha nanam-panahy leisy ny HAT efa ela io no tafa , izao ny olona nopainy , nomelohiny ihany ity no voatery hatoniny
Tsisy sahy hanao vinany leisy ao a, miandry an'ialahy ao ny interpol zao , vao nahoraky tonton Ambroise fotsiny iny vaovao iny dia lasa indray ny FIS manao hazalambo :-D
3. diloo
(
23/04/2010 01:11)
Midi leisy efa nanao an'izany a
Normal, tsy misy dinika mahery toa ny serasera.org afaka manindry ny zanapoza.
Niezaka nananakatona fa eie.Andraso eo Paoly.Diavolan-kolava, kilalao mbola ho ela.
:wink:
4. ralaisolo
(
23/04/2010 08:50)
Normal, tsy misy dinika mahery toa ny serasera.org afaka manindry ny zanapoza.
Niezaka nananakatona fa eie.Andraso eo Paoly.Diavolan-kolava, kilalao mbola ho ela.
mety tena ho tsara noho izao mihitsy ity serasera n'i Hery ity raha ohatra ka tena avelany ho "neutre" tanteraka izy ity , samy manana ny hevitra avoakany mantsy ny olona ka tsara raha tsy feondakolosy tokana ,ny mahafinaritra aloha dia samy miteny ato daholo ny Antoko politika rehetra ,misy ihany ireo mimenomenona hoe atao tsindry tokana ny sasany ,nefa tsy dia tsara loatra izay ,::
tsara dia tsara io hevitrao io diloo :lol:
5. diloo
(
23/04/2010 17:02)
[quote]"neutre"[/quoteEfa neutre anie ty sera ity matoa afaka mifampitana tsara ny fianakam's sy ny mpiaro ny rariny sy ny hintsiny e!
Ohatra vao mitifitra sy mampijaly vahoaka ny Faty tonga dia avy any ny komando-tsera ny ara-dalana, maneo ny fahatezerany. :wink:

6. fitia2006
(
28/04/2010 02:49)
ry lo base ah tsy fantatrao marina fa tsy anajedaka zany ireo miaramila frantsay ireo fa hamoaka ny ressortissants frantsay ra misy ny oaiaoay fa aza manantena tsy misy eo
ra tena mazana ny lavasanganao tokony tsy nande fa nanohy ny nataony de natao ny fifidianana kilalao , fa efa lalaoviny daolo ny rehetra zao fa maninona no mandany fotoana mankany fa baiko io de tsy maintsy mankany tsy miaina irery i madagascar fa miaina miaraka @ zao tontolo zao
ze maivan-doha alou de ampiasainy eo e anisany ireto artistes mihira oe handao hifidy amboary ny karapanondro sns....