Tsy mahazo tonga any @ France Afrique atao ianareo domelina

1. Bazilou ( 19/04/2010 16:12)
Nahoana kosa aloha ry renimalala no tsy mba nahazo invitation izahay e,izahay kosa anie tsy dia tena nanongam-panjakana toy ny tany Niger e, ny anay mba teo ho eo ihany, ao moa fa lelafiko ny faladianareo e
Mba te ho any @ izany Nice izany izahay e :snif: :snif: :snif: :snif:
2. savonyvava ( 19/04/2010 18:24)
Raha hitady ecxuses valable ry zareo tonga dia tapaho any ny lohany ho haingany @izay tena fin fa tsy ity cinéma bôjo masosom foana ty no andaniana andro lava eto
3. ndotofetsy ( 20/04/2010 11:53)
savonyvava:

Raha hitady ecxuses valable ry zareo tonga dia tapaho any ny lohany ho haingany @izay tena fin fa tsy ity cinéma bôjo masosom foana ty no andaniana andro lava eto

ela no tokony tapahandoha voalohany fa ela ihany no nahatonga izao rehetra izao




=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0074