REGARDER VIDEO Journal-Ravalomanana maintient son Cap-Maputo

1. ndotofetsy ( 14/04/2010 23:17)
http://www.youtube.com/watch?v=9mqUh0J8eOE


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
2. MialyRajoel ( 14/04/2010 23:29)
Tsy menatra akory dada mandaiga eo imasom-bahoaka eto , dain de hoe tsy menatra hono milaza fa tsy tia ny fampiasana an-keriny sy ny fanaovana bontolo :-@ :-@ :-@ ary aza mba izaho koa no ampirabesinao @ iny Raben-doza iny :-@ :-@ :-@
3. ndotofetsy ( 14/04/2010 23:48)
MialyRajoel:

Tsy menatra akory dada mandaiga eo imasom-bahoaka eto , dain de hoe tsy menatra hono milaza fa tsy tia ny fampiasana an-keriny sy ny fanaovana bontolo :-@ :-@ :-@ ary aza mba izaho koa no ampirabesinao @ iny Raben-doza iny :-@ :-@ :-@


ampirafeso koa izy eee adino angaha le fanaovana be taloha irenby sady kandra milay be



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
4. ndotofetsy ( 15/04/2010 07:39)
http://www.youtube.com/watch?v=kwpOdUTAa_I&playnext_from=TL&videos=4JNbRHlYw7Y


=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. locl ( 15/04/2010 08:12)
Mangainga amin'inona indray ary izy, marina ny voalazany fa raha izaho moa izany ny teo aminy toeran'ireo olona nandeha tany Gabon dia inona no navaliko an'iny
6. pikatti ( 15/04/2010 10:40)
Tsy menatra akory dada mandaiga eo imasom-bahoaka eto
:lol:
Efa tsy tian'i Mialy intsony ialahy hono ry dadarajou,dia ahoana indray izany ry Mialy sao kosa ary Mialy mila tôra de mody manaratsy an'i dadakelinareo ???

Mangainga amin'inona indray ary izy, marina ny voalazany fa raha izaho moa izany ny teo aminy toeran'ireo olona nandeha tany Gabon dia inona no navaliko an'iny


Nitsolantsolana tany Gabon ry FAT hoe hiaro ny zavaboary , kiii, afa-barakan'ny trafic bois de rose tonga de notapahin'ny Espagnol sy bekintana avy hatrany hoe tsy mahazo mamoron-dainga eto ianareo mpanongam-panjakana io
:-D :-D direct nitady varavarana hivoahany fa tonga de tany an-"Gaboné"
7. fijo ( 15/04/2010 21:15)
okanareo kosa raprezy an
8. pikatti ( 16/04/2010 12:46)
Prez tsy mahay miana io bainn a, aleo ho amboarin'ny peuples :lol:
9. Mirananirina ( 17/04/2010 06:42)
Olom-baovao ihany no andrasanay,mankaleo ireo taloha
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0701