Reraka aho ry zalahy a !

1. rabaradaka ( 12/04/2010 11:21)
Izay phrase-n'ny dadatoa Andry TGV izay no averiko amintsika mpiserasera. raha ny fandehan-javatra dia mety hanipy baolina amin'izay i laikely fa tsy zakany intsony. Lasa misotro toaka be sy mandrongony be mihitsy izy tato ho ato. Tena marina io fa tsy resake :oops:
Tany ambanivohitra be tany aho ry dadatoa ary ny tantsaha dia tsy mahalala ankoatra an'izany Ravalomanana izany. Ity laikely ity lazain-dry zareo hoe mbola tsy mikatona ny lohamaleminy.
2. ndotofetsy ( 12/04/2010 13:35)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. locl ( 12/04/2010 15:36)
tena marina izany
4. fijo ( 12/04/2010 21:39)
oka moa ny zandritsika e,ary to anosakanan'i lery tsy hiditra ny lapa i rasarla kely leu leu???
5. pikatti ( 13/04/2010 12:44)
Lasa misotro toaka be sy mandrongony be mihitsy izy tato ho ato. Tena marina io fa tsy resake

Ary Mialy ve mbola ao rabaradaka :lol: lazain-dry zalahy fa maty hoizatra mantsy ralavasanga @ io daina vitalkamoly io :-D
6. ndotofetsy ( 13/04/2010 17:44)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.8249