afaka manasazy sy mizity daholo ka

1. bazylou ( 30/03/2010 19:46)

Fa izao no tsarovy, tgv foana izao no eo ary vive TGV. Ny an ny gasy sasany
Mizity be amin ny soavaly maty nefa izy aza tsy miraharaha le panohana azy
BEUuuuuuuuurkkkkk.
Raha izaho ireo gasy 3 mavasy vasalahy isany ireo mitsoraka ery ampamarinana

Vive TGV, io ihany no ady eo e, ny ankoatran io anti dahy lany daty daholo

Jereo anie le lazaina hoe zava bitany e, tsssssle azan vao nandalovan ny cyclone dia
Rava daholo, hita hoe zavatra anapenana fotsiny fa tsy mari pototra akory.
De faly ery ry vendrana rehetra hoe nahazo lalana nefa lalana
fatritrany no nomen i lery. Mba fantatr ireo le8iste ireo ve fa ny 80isan jaton
ireo dia ny orinasan le 8 no nanao azy, ny vola nanaovana ireo avy am EU sy
Ny NU daholo. Dia ia ary ro plaiso ao ia? Izao izy indray no manangam bovonana
Fa tratra sy voazeran ny tanora milay.
VIVE TGV
2. ndotofetsy ( 30/03/2010 21:44)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
3. mibalika ( 31/03/2010 06:29)
tgv ve no tanora milay???amin'ity veste damassée?angaha any amin'ny diskoteky izy ity rangahy ity a! tsy misy classe toy ny FISAINANY ihany ,jereo ny fiakanjon'ny vadiny,any amin'ny lamesa koa dékolté mahamenatra toa ireny no akanjo hanaovana...jereo daholo ny vadina-mpitondra eran'izao totolo izao raha nisy hiakanjo mahamenatra ohatran'ireny hivavaka...Mbola ho ela e e e !!!
4. bazylou ( 31/03/2010 13:00)
avoahy zay olona milay sy maharesy azy ho aho fa aza aty no be safara e,
vive tgv , :-D :-D
le preznareo ary ef alany daty le aza, beuurrrk :-D :-D
5. mibalika ( 31/03/2010 14:22)
asaivo miady hevitra ny programany amin'ireo hafa izy,izay te hiditra ho filoha rehetra TSY AKANAVAKA, asaivo apetrany any amin'ny caserne ireo miaramila manohana azy ireo,amizay afaka maneho ny heviny tsara ny olona,ny fifidianana mangarahara dia tsy izy irery no hanapaka izany,atao ny fifidianana, milamina ny Malagasy ary dia ho hita amin'ny valiny eo ny marina raha milay ny anao!
6. ndotofetsy ( 31/03/2010 20:15)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0514