OIF Frantsay tena lasa resak'hehy

1. pikatti ( 24/03/2010 10:22)
Ainsi, l’OIF prend une position qui, visiblement, est proche de celle du Président de la HAT qui a soutenu que seules des élections permettront au pays de sortir de l’impasse et de la crise politiques.

Les sanctions ciblées que l’Union africaine vient de prendre, ce sont des sanctions de l’Union africaine, ce ne sont pas des sanctions de la Francophonie.

Et comme nous sommes cohérents avec nous-mémes, et que nous voulons jouer le jeu du partenariat international, nous avons travaillé dans le cadre des groupes de contact internationaux :-D :-D :-D
novalian'i wxxx ny 25/03/2010 06:08
2. katrikatry ( 24/03/2010 10:28)
nous sommes cohérents avec nous-mémes

Firifiry izay ny fikan'antitra nataon'ny Fra,tsay tao zay :!: tsy nisy nahasakana ny sazy tsy hivoaka ary mbola hitombo aza ny lisitra
3. Noue ( 24/03/2010 10:56)
mbola hitombo ny lisitra eee ! mbola ho avy koa ny sazy manaraka !!!
4. terrywui ( 24/03/2010 11:04)
TSY MAMPIHETSIBOLOMASO OA ZANY SAZY SAZY ZANY :evil: :evil: :evil: :evil: IZY MPANOME SAZY NDRAY ARY NO OTRAN MATAOATRA KOU :lol: :lol: :lol:
5. pikatti ( 24/03/2010 11:24)
Tsy mampihetsi-bolo ve leity koa midradradra daholo ry zalahy fa tena hafahafa ny listra , tena tsy tokony tao anatiny hono e :-D :-D
6. swann ( 24/03/2010 11:33)
mba hoe tokony tokony fotsiny oa fa tsisy dikany zany sazy sazy fopla kely zany !!: tsisy dikany zany ! :evil: :evil: :evil: fa elah kosa alou raha tratran'i mirana !!!!! modia fanina eo ihany fa tsy mifona !!
7. savonyvava ( 24/03/2010 11:37)
Adalanay ve no nanala ny zanakay tao e, :evil: :evil: efa ho avy koa ny hiala @ io adalan'io HAT io,
Ministra maromaro no hilaza fa tsy hanaraka intsony ny fitondran'olona adala
8. pikatti ( 24/03/2010 12:02)
Adalanay ve no nanala ny zanakay tao e, efa ho avy koa ny hiala @ io adalan'io HAT io,
Ministra maromaro no hilaza fa tsy hanaraka intsony ny fitondran'olona adala

Mety ao angamba ny dadan-dry zalahy no miezaka miaro mafy an'io FAT io an :!: :-D Elah aloha lendrema fetsy e, fa ry zalahy venasy tony no tena tsy avotra
9. AndriambyII ( 24/03/2010 12:44)
Lendrema maditra , lendrema maditra , zanaka lahin-dratoakelifetsy manao kamokamo mitsoaka raharah IAÔ ! IAÔ !KA IAIAIAÔÔÔÔ!!!!!
Zanak'i Ndrema aaaa !zanaka jomaka tsy maha-te hotia àà zanak' alika tsy vita sonia , jomaka jomaka jomaka ààà !!! etc.....
Hiran-dry zareo be saina kely fandinihana io... Tttsssss !! Ireny no alaina ho fitaratra ka aiza ny firenena no tsy hidiran' angano ???
10. nilex ( 24/03/2010 13:18)
Raha ny OIF tsy mahagaga satria ny Frantsay no ao ambadika ao e.
Ny tena mahasosotra aminireto Frantsay ireto dia izy mitetika ny hitsetsitra antsika ity .Tsy te hampandroso ny gasy izany ireo fa manana politika maloto be.Ratsy saina be ireo aty afrika ka toy izany koa no ataony eto.Isika gasy no vendrana satria tsy tokony ho resaka TIM na TGV intsony no olana fa ireto frantsay be fika ireto no tokony hahasarotiny antsika gasy mafy.
Ny frantsay nge tsy mba toy ny firenena hafa hoe tena hanampy no ataony eto fa ny hitsetsitra ny harentsika fotsiny no ataonireo eto ka i TGV no lalana hanampy azy.
Mampalahelo isika gasy e.Mila olona tena sahy mijoro sy tena tia tanindrazana.
Tsy RAJOELINA akory io olona io an.Mbola mpivarotra tanindrazana io fa mila olona vaovao ny firenena.
11. xxxw ( 24/03/2010 18:40)
Le rachat de Zain Afrique en bonne voie
Le N°1 des télecoms indien Bharti Airtel confirme la levée de 8 milliards de $ pour le rachat des filiales africaines du géant koweïtien des télécommunications Zain qui va concentrer ses activités sur le Moyen-Orient. Zain a engagé des négociations exclusives jusqu’au 25 mars avec Bharti, le plus grand opérateur de téléphonie mobile en Inde, pour finaliser la cession à ce dernier de ses filiales dans 15 pays africains pour 10,7 milliards USD. Cette offre n’inclut pas les filiales du Maroc et du Soudan de Zain qui opère dans 15 autres pays africains, dont le Nigeria, Madagascar, le Ghana et le Tchad. Zain devrait tirer de cette transaction une plus-value pouvant atteindre 5 milliards de dollars. Zain avait pénétré le marché africain en 2005 en reprenant les actifs de Dutch Celtel pour 3,5 milliards de dollars. Elle a ensuite opéré d’autres acquisitions en Afrique et élargi ses opérations au Moyen-Orient en investissant plus de 12 milliards de dollars. Le groupe Bharti fondé et dirigé par Sunil Mittal, 53 ans, l’une des plus grosses fortunes indiennes, mais sans lien de parenté avec le magna de l’acier Lakshmi Mittal. La filiale télécoms du groupe, Bharti Airtel, est devenue en seulement dix ans le premier opérateur en Inde avec 110 millions de clients. De nombreux analystes accusent cependant Airtel, de vouloir s’implanter en Afrique à tout prix, à l’heure où le marché indien devient de plus en plus saturé, et doutent de la rentabilité financière de l’opération pour le groupe Indien. L’action Bharti Airtel a d’ailleurs chuté de 10% suite à l’annonce du rachat. Au méme moment la Bourse de Koweït avait suspendu les transactions sur le titre Zain, qui avait gagné plus de 20% après les informations sur la nouvelle offre. Le ministre indien des Télécommunications A. Raja a toutefois déclaré que le rachat des filiales africaines du groupe Kuwëitien était "bon pour l’industrie", selon l’Economic Times.

Lasan'ny karana ny sôsy ,maty ialahy ry frantsay :snif: :snif: :snif: :snif:
12. Rajakoo ( 24/03/2010 22:36)
Si l’organisateur et le(s) prestataires de services ne sont pas neutres, l’élection est biaisée par avance.
Hé oui, car en Côte d’Ivoire, Sagem Securité est accusé de truquer les élections par certaines manoeuvres au profit du poulain de la France, Alassane Ouattara.
Hoy ry zalahy tatsy izay ! Aza manadino anay hoy rabitro miantso sy misolelaka Frantsay OIF
13. fijo ( 24/03/2010 23:11)
tsy tafita izany ireo,satria efa miha manohitra mafy ny gasy
14. wxxx ( 25/03/2010 06:08)
CENI;efa vita ny 16 @ ilay 19,ny telo ambiny ho an'ny mouvance madagasikara
Misimisy FATY ihany ao ry zalahy sao hihosim-paty ao tokoa
Ny hoso-bato nianarana tany Maoritania ny fanodinam-bato nataon'ny SAGEM(Frantsay) tao Côte d'Ivoire mihaodihaody ao daholo :oops:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0457