Efa milamm ny amin'ny le 16 marsa fa aza mikoropaka ee

1. terrywui ( 13/03/2010 10:10)
hoy ny Jly Desiré Ramakavelo. «Taratasy milaza ny fitongilanan’ny fijerin’ny GIC manoloana ny raharaha eto Madagasikara sy any Niger no nataonay. Efa nilaozan’ny toetr’andro ny» convention de Lome, izay mahatonga ny fanonganam-panjakana foana eto Afrika. Tsy tokony ho finaritra ny hanasazy ny Malagasy fotsiny ry zareo» hoy izy. Velom-panontaniana mihitsy ny Jeneraly ka nilaza fa «maninona no saziana nefa tsy nety anie ny fitondrana teo aloha. Dia izao; lasa izahay indray no olona diso nefa nanao soronany ainay nanala ny jadona teto. Dia manokatra ny mason’ny Firenena Mikambana mba hijery tsara manoloana ny zava-misy izahay... » hoy izy.
tena marina zany general a! efa mandinika an'izany izy fa calme fotsiny e ! hon hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i terrywiui ny 14/03/2010 14:54
2. pikatti ( 13/03/2010 10:27)
L’UA prépare les sanctions pour le 17 mars
L’Union africaine et la SADC (Communauté économique de développement d’Afrique australe) finalisent la liste des personnalités malgaches de l’actuel régime suceptibles de faire l’objet de sanctions à partir du 17 mars a rappelé, mercredi 10 mars, le commissaire à la paix et à la sécurité de l’Union africaine Ramtane Lamamra à l’issue d’une réunion du Conseil de paix et de sécurité de l’organisation continentale.
Le 17 mars, la liste des personnalités malgaches sanctionnables sera préte et sera validée par le Conseil de paix et de sécurité de l’UA qui doit se réunir le jour méme : les débats ne porteront pas sur la question de savoir s’il faut ou non imposer des sanctions.
Pour Ramtane Lamamra, commissaire à la paix et la sécurité de l’UA, : « Dès le 16, nous saurons si les autorités de facto ont décidé de revenir au processus de paix. En refusant de répondre favorablement à l’invitation lancée aux quatre mouvances pour participer à une réunion à Addis Abeba, elles ont donné une indication claire sur leurs intentions ». Et d’ajouter : « Mais nous garderons jusqu’au dernier moment l’espoir qu’elles reviennent aux accords de Maputo et d’Addis Abeba ».
Les sanctions seront individuelles, portant principalement sur une interdiction de voyager et un gel des avoirs financiers. Mais elles auraient aussi pour le régime malgache des conséquences diplomatiques : l’Union africaine demandera en effet aux organisations internationales, en particulier à l’ONU, de suspendre la participation de Madagascar.
3. terrywui ( 13/03/2010 10:32)
efa fantatro fa vao tairiko kely amin'io zao elah de hiazakazaka be hanome porofo fopla sy vaovao diso eto !!
--taiza ny source nakanlah an'io? sa noforonlah vao teo ndray io ? sa nangatahina tamin'i Noue ? na asio jereo eto ze nakanlah an'io de mety hino kely anlah ah !! fa ny tena resaka zao de de efa mandinika ny taratasy nalefan'ny FAT sy ny antso nataon'ny fiarahamonmpirenena ry zalah ! :lol: :lol: :lol: :lol:
4. pikatti ( 13/03/2010 10:33)
Zay bainn fa hamonjy mariazy , e, kôziko elah izay le natao mariazin'i bazylou sy fara , ry zalahy mantsy matahotra le lisitra , efa bikna be le sipa any fa tsisy paps kay le ranamana :-D :-D :-D
5. andrywui2002 ( 13/03/2010 10:38)
hanao tim kely indray aloha za hamaly an'i frere ko terrywui,
hara hanaiky coup d'etat ny gic dia inona intsony no ilaina ny election ,efa fanatatra anie fa ireo hat ireo tsy ho lany mihitsy raha misy election libre eto e ,hon hon hon
vive tgv e
6. terrywui ( 13/03/2010 10:47)
:-D :-D :-D :-D mba ajanony amzay letsy batista io fopfopla lava nlah io fa inona iany ary ty :evil: :evil: :evil: :evil:
7. andrywui2002 ( 13/03/2010 11:15)
ramarosaona,voninahitra ,ramaromisa,filahiniriako,ry pety ,ry ramakavelo efa fanatany fa tsy ho lany mihitsy raha misy election ko tsy aleony manao coup d'etat ,izao ry zalahy migalabona daholo :-D :-D :-D
8. terrywui ( 13/03/2010 11:19)
ny analah ary mbola vao ato defa halatra PS no atao ka indrindra laisany zany tafiditra eo tsy loza !! :-D :-D :-D :-D :-D
9. andrywui2002 ( 13/03/2010 11:25)
ka izay no tsy haneken'ny gic anio satria coup d'etat,ary raha resaka election dia ao anatiny maputo misy saingy le fahatahorana no betsaka na dia efa niteny aza ny gic fa izy no garantie ny election.Izao ka na le gouvernement d'ouverture hoe ho teraka aza lasa ambatobevohoka,marina ny an'ireo ka iza kosa no ho voasazy @ izay seza rivotra an'ialahy any
vive tgv e
10. terrywui ( 13/03/2010 11:27)
hin hon hin hon andefasako ANGILETERA eo elah fa vao tankina eo fa......hon hon hon hon hon h =)) =)) =)) =))
11. andrywui2002 ( 13/03/2010 11:35)
http://www.youtube.com/watch#!v=KY8WXKWkf08&feature=related
izao kosa ve tsy atahorana
12. terrywui ( 14/03/2010 14:07)
EEE...fahiny tammbola nanohatohana ny oul letsy taminio a!! fa izao tsy manana pataloha ho rovitina tsony ny popkna defa nipirina daholo ! mba farafaharatsiny omenlaisany pataloha tsirairay daholo ny fianakam's TIM mpandrovitra pataloha eo am Magro eo ! io kou aza zao efa ho alain'ny tompony ny taniny kou !! hiosona tanimena etsy Andranomena ndray hono !!hon,hon hon hion miala an'ankatso de .....
13. pikatti ( 14/03/2010 14:12)
10. Mpandefa : andrywui2002 [ Valio ] 13-03-2010 12:35:17
Lohateny : Re : Efa milamm ny amin'ny le 16 marsa fa aza mikoropaka ee
Jereo eto
izao kosa ve tsy atahorana

Ary tsy sahy nanao an'io tgv kle, iny nitsoaka tany ivato iny de zara fa nahazo mpilelaka 400 nifidy TENY IFAMPANESONA iny de nirehaka ery :-D :-D
14. terrywui ( 14/03/2010 14:19)
ary otran niakatra tension hafahafa zany ane elah androany rapika e! sa nilaozan'i zakilinnn tany de eto no manala ny fo ??.... =)) =)) =)) =))
15. pikatti ( 14/03/2010 14:53)
Iza leity zany sipan'elah vaovao zany rawix????
16. terrywiui ( 14/03/2010 14:54)
Sipa hitako tany am-piangonana less a, aza ataon'elah etso ntsony ny sariko fa misy mahakobo aoa am-piangonana
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0128