Voaozona ve ilay gasy?

1. sitlo ( 13/03/2010 01:56)
Indraindray aho dia manontany tena hoe dia tena voaozona mihitsy ve le gasy.
Ekeko hoe na aiza na aiza eto an-tany dia tsy maintsy manana ny lafy ratsiny foana ny fitondrana iray. Fa ny antsika malagasy dia tena tsy tafa mihitsy na iza na iza.
Tsy gratos akory fa tena mandray vola mihitsy ny malagasy hianatra amin'ny ambaratonga ambony. Kanefa toa mbola DJ tsy afaka bac indray no mandidy.

Toa mba manana tafika nefa toa ny hazo be mijoro aza manjavona tampoka. Dia aleo marina ve very tsikalakalam-bola toy izay very tsikalakalam-pihavanana?
novalian'i bazylou ny 13/03/2010 18:36
2. terrywui ( 13/03/2010 10:17)
Film efa fahita matetika eto ny anlah io == blood sport J.C Van Damme :-D :-D :-D :-D elah sy vatofototra mitovy !
3. pikatti ( 13/03/2010 10:37)
DJ voahozana ve ny hitondra firenena 8O 8O ,miantso loza hoy ry zalahy zay , io ary fa tonga ny vinata @ antambo
4. terrywui ( 13/03/2010 10:52)
tsy voahozona ny gasy fa misy oul efa voahozona manakorotana ny fitondrana manipy hoditr'akondro lava de zay no maha petsa anle fitondrana :!!! fa raha tapenana tsara amin'ny kalaky ny vavan'ireo de mety hilamna le fitondrana :-D :-D :-D :-D :-D
5. bazylou ( 13/03/2010 18:36)
ampidiro sy asehoy ho aho ze maharesy an i tgv, fa raha vavan'ny spekta aleo mijanona :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1719