LONRES TANANA POLITIKA SAMVA HANAMPY NY FANADIOVANA NY TANAN

1. zama92 ( 06/03/2010 10:47)
MBOLA TSY TAFODY RALENIBEMISONDRODAVAMAINFIAINANY FA MANADIO MIARAKA NY TANANA POLITIKA AO LONDRES AO SATRIA I ANGILETERA NO TOMPON NY TENY FARANY NA DIA RENIVOHITRA AZA I LONDRES MALOTO HOY AHO NY TANAN I LONDRES FA TSISY MPAKA NY ZORIDIRA ARY I ANOSILAVA SY SAMVA SISA MPANAMPY AZY ARY RALENINABEMISONDRODAVA SY BE POLITIKA SISA NO MPIRAY TANANA AMIN I ANGILETERA ANKEHITRINY KA MBOLA VELONA IZY
novalian'i terrywui ny 07/03/2010 10:15
2. andrywui2002 ( 06/03/2010 15:39)
hon hon hon aleoko mangina soa asehon'i vatofotra eto indray ny IP sy ny secre maro e :-D :-D :-D
3. terrywui ( 07/03/2010 10:15)
hon hon hon aleoko mangina soa asehon'i vatofotra eto indray ny IP sy ny secre maro e
ssssshhh ! elah ko de ampiresahan'i vatopotika eo !! tsisy afaka mahita IP zany lety raha tsy ny Admin namorona ny serasera fa nikonetaka tany amin'i Hery tany zay lery de io mody miseho ho dadany be io aa!! ...
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0497