REGARDER VIDEO Journal ultimatum de 24h de la Gendarmerie FI

1. vatofototra ( 03/03/2010 19:51)
REGARDER VIDEO Journal ultimatum de 24h de la Gendarmerie FIGN 03 mars 2010

- la Force d'Intervention de la Gendarmerie Nationale a lancé un ultimatum de 24h pour l'éclaircissement de l'argent octroyé par Ravalomanana
- Réponse de Andry Rajoelina au GIC

- Voir également le cas de Togo

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i zama92 ny 06/03/2010 12:35
2. ramosekely ( 03/03/2010 19:59)
mbola mijery baolna aloha farehefa avy eo mijery an'io sady to misy ultimatum be indray izy izany
3. fijo ( 03/03/2010 21:57)
tsy mamely le frantsa ko
4. Toumba ( 03/03/2010 22:14)
horakoraka be ny an'ny fat(y) nitokana ny tany centre formation foot tany carion ,sy kianja synthétique tany majunga nefa mbola ry ra8 no niketrika an'ireny ,jereo an'ie nathalie rabe e, te hiteny mihitsy izy fa nahazo reconnaissance international mihitsy ny faty,tena fandresena lehibe ho azy iny
5. fijo ( 03/03/2010 22:23)
itako io sariny mampiseho nify be io ka
6. Toumba ( 03/03/2010 22:27)
mafy ihany anie rehefa zatra resy e, zara aza nisy an'iny hisehoana hoe mpandresy nefa dia hita f'efa resy
7. fijo ( 03/03/2010 22:29)
ny ten amampalahelo,dia tsy minisitra no fahitako azy eo,fa le sipa kely te hiseo tele fotsiny ireny.tena tsy manana ilay maha izy azy fa tssss
8. Toumba ( 03/03/2010 22:34)
be indray ny vozongo tonga tao dia mba efa nitarataratra izy e,efa mba ni pimaso t@ joseph blatter ihany izy fa toa tsy nasian'i lery sira fa pute chiste :-D :-D
9. fijo ( 03/03/2010 22:35)
hihihihi nareo koa dia tena mamely mafy ery
10. Toumba ( 03/03/2010 22:38)
nathalie rabe sy onitiana realy koa anie toa hoe efa voan'i roindefo e
11. fijo ( 03/03/2010 22:40)
tsy voamarina kosa izany e,sao hanimba eo
12. Toumba ( 03/03/2010 22:45)
:-D :-D :-D
i onitiana realy aloha efa malaza an'izany any dago e,tany maputo 2 izy izay dia hoe nanao interview mangingina tao @ hotely nisy an'i roi defous,boramena be izy mitsam avy eo ,tena enjana be le accord maputo
13. fijo ( 03/03/2010 22:46)
hihihhihi tsy nisy porofo wa fa tssss
14. Toumba ( 03/03/2010 22:50)
fa laingalainga fa mba mahavoa kosa anie izy telo vavy ireny e
i nathalie rabe ,mialy ,onitiana realy iza no tsy mitsiriritra azy ireo
15. locl ( 04/03/2010 12:44)
Tena pute iste marina, hihihi
16. fijo ( 04/03/2010 22:29)
hihiiihi oka letsy e
17. pikatti ( 05/03/2010 06:17)
i onitiana realy aloha efa malaza an'izany any dago e,tany maputo 2 izy izay dia hoe nanao interview mangingina tao @ hotely nisy an'i roi defous,boramena be izy mitsam avy eo ,tena enjana be le accord maputo
:lol:
Tena pute iste marina, hihihi
:lol:
Hotran'ny hitako masaka kosa ny paikan'i Onitiana ry zalahy eh :-D :-D
18. zama92 ( 06/03/2010 12:35)
MODIA IANAO RALENINA MIVERENA IANAO RALENINABEMISOTROLAVAKATSYMAHALALAFOMBA A AIZA I ANGILETERA NO TSY HARARY LAVA AIZA I LONDRES NO TSY HALOTO LAVA ? SATRIA VE I LONDRES NO MPANALA FAKO TEO AMIN FARIHIN I BEHORIRIKA REHEFA FAHAVARATRA SA I ANOSILAVA SY FARAVOHITRA HANAIKY HATAO REENIVOHITRY LONDRES FAHAROA ?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0078