OMANY ZE OLONA HO FIDIANA DE ANDRASO NY FIFIDIANANA

1. terrywui ( 02/03/2010 10:14)
Tsisy lalàna afa-tsy izay nareo ry reto na himonomonona sy hiwouwouwow mankarenitsofina eto aza aa!! arahao ze programan'ny fanjakana satria zay no efa tapaka : hanao fifidianana" ka izay tiambahoaka no fidiany !!
--fa na handefa VIDEO hangalarina injato eto aza Rapatrick VATOPOTIKA de tsisy valeurny zany sady tsy mirara ny oul ! elah mangalatra io ndray aza no hipoaka eo ny farany !
--toro-hevitra kely ty: i ngahy Yves Aimée angaha tsy laninareo tohanana amin'ny fifidianana tokoa ry reto fa iny kou ane may vava be sy mahay mampihorohoro be e! na i bory satroka 3AMF3FM Ndrianalijaona ! iny kou pretra mety ho lany iny fa tohano ! i Dada manko raha ny vinavinan'ny oul aminy toa ho sarotra ny hidirany eto am tanana indray !
-de mba misy hira iray indray ty ho anareo MPANOHITRA (tsy an'irotra)

http://www.youtube.com/watch?v=a2CyXJpihBU

io le vazo revenlah be rapika fa nalefako tamzay a!
novalian'i pink ny 03/03/2010 16:52
2. bonazy ( 02/03/2010 11:28)
Na inona filazanareo dia fanjakana tsy ara-dalàna foana io,ary tsy ilaina ary tsy misy valeur arakan'ny fiorenany ny atao hoe" demokrasia" ny fifidianana hisy, noho izany dia mbola famitaham-bahoaka koa io sarin-tsarim-pifidianana omaninareo io,ary tsy ny vahoaka gasy ihany no fahanan-dalitr' io sarin-tsarim-pitondranareo io fa hatramin'ny firenena ivelany ,ka iza no handeha hifidy amin'izany?na dia Zo fototra aza ny mifidy dia aty amin'ny taon-jato faha 21 isika fa tsy -2000 ans akory,
3. pikatti ( 02/03/2010 14:04)
Na inona filazan'elah rawix mbola resaka unilateral zany, zany hoe raha tsy azon'elah dia tsisy valera eo imason'izao firenena rehetra izao, raha io no antenainy fa ahazahoany reconnaissance dia diso hevutra lery,
Tsy azon'elah ve no tena paika ao ambadik'io e
:arrow: Fandaniana andro===>fampinjaliana vahoaka
:arrow: Fika hatao hanamaivanana ny sazy miandry ny FATY
Hilaza mantsy ry zalahy hoe izahay anie ry GIC niaraka nanao fivoriana t@ ireo ankolafy 1800 eto Madagasikara e, saingy tsy azon'elah varotana saka be loha ny GIC :lol: izany hoe olona iray isaky ny ankolafy izany??? :lol: olona capsat manao sivily :-D :-D donc daka vody allez mandé,lany vola tsy @napà fotsiny tsy naleo ve laisy nividianana yaourt ho an'ireo zazakamboty :roll:
4. Mirananirina ( 02/03/2010 16:24)
efa any ny anay eh
5. ndotofetsy ( 02/03/2010 22:01)
Mirananirina:

efa any ny anay eh





=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
6. fijo ( 02/03/2010 22:01)
ka izay tiambahoaka no fidiany !!

nyatao hoe misafidy,dia fahafahana manendry izay tiany amin'izay milatsaka eo.ka avela hilatsaka daholo sa misy sakanana fa atahorana?????
7. ndotofetsy ( 02/03/2010 22:21)
fijo:

ka izay tiambahoaka no fidiany !!

nyatao hoe misafidy,dia fahafahana manendry izay tiany amin'izay milatsaka eo.ka avela hilatsaka daholo sa misy sakanana fa atahorana?????



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. terrywui ( 03/03/2010 15:25)
ka izay tiambahoaka no fidiany !!

nyatao hoe misafidy,dia fahafahana manendry izay tiany amin'izay milatsaka eo.ka avela hilatsaka daholo sa misy sakanana fa atahorana?????
efa misy fivoarana be mitsy fijo aminle resaka fahazahoana resaka ! tsy otran'ny sasany mpanohitra hafa zay tena sarotra hanazavandresaka lozantany ry zalah ! fa raha resaka iray no resahina aminy de adiny roa mahery kely ianao manazava an'iny miadana de miadana vao azokazony ratsy ze tianao lazaina ! fa i fijo maranitra kokoa noho ry zalah reo kah !!...somary avantage n'i toi zay fijo aa ....tohizo iany fa mihamahazo resaka ao anatin'ny 10mn sisa i fijo defa mba tsara kou zay !!! :oops: :oops: :oops: :oops: :oops: :oops:
9. pink ( 03/03/2010 16:52)
i terrywui aza tsy miasa sa voky dobera sy ronono tsy nisasarana angamba fa eto foana.... mandrevy seza sy fahefana fotsiny eto
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0656