REGARDER VIDEO Journal Appel de la FFKM 1er mars 2010

1. vatofototra ( 01/03/2010 19:02)
REGARDER VIDEO Journal Appel de la FFKM 1er mars 2010

- La FFKM lance un appel à tous les malgaches
- Préparatif Atelier de la HAT du 04-05 mars 2010

- voir également Niger, les membres de la Transition ne peut pas se porter candidat

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
2. Noue ( 01/03/2010 19:58)
vatofototra:

- voir également Niger, les membres de la Transition ne peut pas se porter candidat
ka raha arahina anie ny accords vita rehetra dia tsy mahazo milatsaka ry zareo eee !!

Misaotra an'i vatofotra hatrany mampita vaovao eee !!! mankasitraka ee


3. katrikatry ( 02/03/2010 01:29)
Ko inona izany fa tsy ny mpanonaga no sisa mihongakongana sy mifanafosafo
Ny pokna efa tsisy mandrevy ,leo demagozia :evil: :evil: :evil:
4. xxxw ( 02/03/2010 05:55)
Préparatif Atelier de la HAT du 04-05 mars 2010

Efa fantatry ny TGV fa efa ny FAT ,koa izay no mahatonga azy mitsipatsipaka miantso vonjeo eran'ny karazana mouvances ,ny loza dia ity tsisy miaraika ny mouvances fa samy mihainohaino ny 16Marsa
5. terrywui ( 02/03/2010 09:44)
FILM ----- efa itako tao amin chaine n'ny TV Plus omaly =) Bood sport J.CVanDamme
6. vatofototra ( 02/03/2010 10:28)
Noue :
Mankasitraka ny fankaherezana ataonao
7. mandrindra ( 02/03/2010 14:21)
tsy tokony handray anjara amain'ny politika intsony ny ffkm
8. Mirananirina ( 02/03/2010 16:32)
FILM ----- efa itako tao amin chaine n'ny TV Plus omaly =) Bood sport J.CVanDamme
rehefa hita dia aza mijery intsony.
9. ndotofetsy ( 02/03/2010 20:01)
FFKM Fikambanana sy Fiarahan ny Kamolahy Malagasy
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. fijo ( 02/03/2010 22:09)
le ffkm io koa anie vao miha mampiady raha tena jerena e
11. ndotofetsy ( 02/03/2010 22:25)
fijo:

le ffkm io koa anie vao miha mampiady raha tena jerena e



=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :@ :@ :@ :@
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.072