hay vyyyyy

1. fijo ( 26/02/2010 22:37)

Rolly Mercia dévoile que des hautes personnalités de la HAT sont derrière la vague d’insécurité
23/02/2010
Publié dans Politique
Rolly Mercia fait son enquéte

Rolly Mercia fait son enquéte

Selon Rolly Mercia de La Vérité, la bande de braqueurs/kidnappeurs de Solovelo Régis seraient constitués de MOP (Main d’Oeuvre Pénale), c’est-à-dire des condamnés à de lourdes peines de prison qu’on libère pour qu’ils servent de porte-flingues à de hautes personnalités politiques en raison de leur maîtrise des armes et des arts martiaux.

Selon toujours notre confrère Rolly Mercia, à qui l’on doit l’exclusivité de ces informations, ces condamnés « libérés » répondraient aux ordres d’une « haute personnalité politique » confirmant ainsi l’existence de milices armées à Madagascar.

Rolly Mercia de s’interroger sur QUI a permis la libération de tels voyous. Pour y répondre, il suffit de savoir que l’usage des MOP a été suspendu sous le régime Marc Ravalomanana par la Ministre Bakolalao Ramanandraibe et qu’elle a été rétablie sous la HAT par tenez-vous bien….Christine Razanamahasoa, Ministre de la Justice.

Quand à la provenance des pistolets mitrailleurs MAT-49 trouvés en possession des bandits, les spécialistes d’indiquer qu’ils pourraient provenir des supposés stocks achetés par le politicien Alain Ramaroson auprès du Régiment Capsat avant le putsch de Mars 2009.
Paradoxalement, Alain Ramaroson qui serait donc le commanditaire de ces « milices armées » est également à la téte de la commission « Sécurité et Défense » de la HAT.

Grâce à Rolly Mercia, on sait désormais qui sont les cerveaux derrière la vague de kidnappings, meurtres et braquages à Madagascar.
La HAT prendra-t-elle des mesures contre les principaux concernés ?
Partager sur mon réseau social



ahoana io ra wiwi?????misy petsa indray ao le,nefa samy foza ihany ireo an
novalian'i fijo ny 03/03/2010 22:37
2. katrikatry ( 27/02/2010 02:25)
Voatery nanao fanambarana ampahibemaso i lelison nony maty ilay jiolahy tanan-kavanan'ireo FAT ,mpiaro sy iraka fampitahorana ireo olona manam-bola tsy mety mandoa rakitra ho andrin- tgv iny ka,
Nataon'i lelison izay nahafaty azy satria sao mbola be resaka loatra ily jiolahy :cry: :cry:
3. AndriambyII ( 27/02/2010 06:40)
Efa fanaon' ny mpitondra teo aloha izany fomba izany ra fijo a !! Ireny ilay atao hoe fanabeazana ratsy mipetraka .
4. terrywui ( 27/02/2010 09:23)
Ny dikan'ny hoe FIJO(teny Majunga) aloha dia LAINGA no dikany! ka mazava ho azy na tsy hamaly aza aho fa RONONO ANTAVY DAHOLO ZE LAZAIN'I FIJO(LAINGA) eto hon hon hon hon hon nefa valiako iany !

Ka i dada iany no nampiana-dratsy ny ankizy marina ry billy a! i Ravolomaso ilay novonoin'i dada sy Sylla tao Am/tsorohitra iny anie ka espion ndravalo ihany fa namoaka secret de novakiandry zalahy tamin'ny famaky mihitsy ny lohany tao Am/tsorohitra e! i Dada nanatrika ny famonoana ho faty anRavolomaso teo koa tamzany ! de tsisy nivoaka ny sevret ratsy rehetra izany hoe film efa mahazatra zany FIJO a! :roll: :roll: :lol: :lol: :lol:
5. terrywui ( 27/02/2010 09:25)
FIJO === ary taia kou ro mba nahaizandroky nitsokiiiii ? ary aza kimandaindaingio ndroky fa tsary mety any ioo... :-D :-D :-D
6. pink ( 27/02/2010 10:13)
asa va dia be herintsaina ihany ireto be sandry ireto raha izany..faty faty lava izao.. tsy aleo ve mangina ry terrywui fa tena miteny2foana eto ny farany
7. terrywui ( 27/02/2010 10:19)
pink === refa tsy mahita lazaina elah de aza ampanginlah ny oul manankevitra fa mitomania fotsiny de zay ! avereno ony le S n'Ifiona nindraminlah ozizy
8. Vahoaka ( 27/02/2010 12:14)
Paradoxalement, Alain Ramaroson qui serait donc le commanditaire de ces « milices armées » est également à la téte de la commission « Sécurité et Défense » de la HAT.

Efa fantatra eran'ny tanàna io fikan-dry Ramarson io-angaha moa tsisy afa tsy izy ihany no nampihorohoro ny vahoaka t@ ireny 4X4 hummer ireny,miaraka @ ireo milisiny
Asio ankety hazava tsara fa aza misy afenina fa io ihany no mahabotry ny firenentsika ,rehefa tsy manjary dia adaboy any
9. locl ( 27/02/2010 15:20)
Ny loza ange dia ireo mpanao ankety gasy vola no ao andohany ka vitany ny manova ny A ho lasa B. Toy andry terrywuui ihany e! Ireny no santionany
10. terrywui ( 27/02/2010 19:24)
locl == elah zao vitako ovaina ho lasa kivà ve ??
11. pikatti ( 27/02/2010 21:34)
Elah zao rawix no efa navadiky rabitro ampodra entina eny @ abatoara tsy mahalala fa entina ho atono :-D :-D
12. fijo ( 27/02/2010 22:15)
ka tsy za anie no namoaka an'i o ry zalahy fa mba itako de tanteriko eto e.sa tratra indray le fika ratsy de....
13. esserra ( 27/02/2010 22:20)
Quand à la provenance des pistolets mitrailleurs MAT-49 trouvés en possession des bandits, les spécialistes d’indiquer qu’ils pourraient provenir des supposés stocks achetés par le politicien Alain Ramaroson auprès du Régiment Capsat avant le putsch de Mars 2009.

Zavatra tsy mahagaga io fijo, rehefa traingo ny tgv tsy maintsy mahita lazaina foana, zany no atao hoe foza ray sobika ny tay no mitoetra ao an-doha,jiolahy ireny dia mbola arovana ,tssss
14. fijo ( 27/02/2010 22:22)
ka samy ry zalahy ihany anie no mifanebaka ao e
15. esserra ( 27/02/2010 22:26)
Ka efa tian-dry foza soloina ny fozaRamarson tsinona dia io tsy maintsy napoitra io ny fikafikany , olona samy marary saina anie letsy ry zalahy ireo e, samy mibodo seza daholo, ka tsy maintsy asiana mafy zay vao tonga saina ary mametra pialàna ratsy tsy izany mbola hivoaka eo koa ny vaovao hafa
16. terrywui ( 28/02/2010 10:53)
Fijo = lainga == tsy de azo henoina teny loatra !! hin hon hin hon hin hon
17. pikatti ( 28/02/2010 12:28)
terrywui=mpanely tsaho :arrow: :arrow: :arrow: fozatay :-D :-D
18. fijo ( 03/03/2010 22:37)
petsa indray elahy ry wiwi kely
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1673