Colonel Coutiti un légaliste exemplaire
1. patrick2002
(
24/02/2010 16:14)
Tsy misy tsy mahalala ny habibiana natao`ity rangahy ity angamba ny malagasy rehetra izay nanaraka akaiky ny raharaha ny 2002 , Rehefa voasambotra moa izy dia fitsarana miisa 23 no niandry azy ary ny 5 no vita ny fitsarana azy ary dia ny 3 tamin`ireo dia voaheloka hiasa asa anterivozona mandra-pahafaty ny lehilahy ,ary ny fitsarana farany moa dia efa tsy nipoitra ny fitsarana intsony fa nijanona tao @ fonjan`ny Tsiafahy .
Niteraka resa-be ny famoahana azy ,rehefa nahazo fitondrana i Andry Rajoelina ,tsy tao anatiny lisitry ny nahazo grace presidentielle i Coutity nefa nangataka ny fikambanany gadra politika fa tokony havotsotra izy ,nampiaka-peo i Zafy fa misy fanavakavahana ara-poko ,ny famotsorana ny gadra politika ,rehefa nadeha ny préssion sy ny tractation isankarazany ,dia namotsotra azy ihany i Andry Rajoelina ary dia residence surveillé any antsiranana no nomen`i Filoha Andry azy .
Rehefa nanontanian `i mpanao gazety Coutiti teny Tsiafahy ,momba ny tsy fanekeny fitondrana ny famoahana azy dia namaly ampahendrena ny lehilahy fa vonona ny hiditra ny fonja izy raha izany no sitraky ny Filoha vaovao Andry Rajoelina ,nanontaniana ihany izy momba ny habibiana vitany t@ raharaha 2002 ,ary dia namaly fa officier superieur de l`Armée malagsy ny tenany ary dia nanao ny andraikiny @ maha officier superieur azy ,andraikitry ny tafika izay miaro ny institution misy hekeny lalana eo @ firenena iray ,ny fitondrana légal t@ ireny hoy izy dia ny fitondran`ny filoha Ratsiraka .
Ka mametra-panontaniana ahy ny @ fihetsiky ny Coutiti sy ireo Légaliste pur et dur amin`izao toe-draharaha izao ,
Azo lazaina ve izany fa efa mioro-paka eo @ ireo dadiste ny doctrine coutiti :lol: :lol:

novalian'i esserra ny 26/02/2010 00:32
6. terrywui
(
25/02/2010 17:11)
aleo karaoty toy izay "ronono anaty pO.." kosa rapika a !!
:miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:

7. esserra
(
26/02/2010 00:32)
Karoty no tian-drangahy @ derika zany :-D omeo tsaratsara ao rapika le ngama ty f"efa mivika a =)) =))