Valinkafatra :VATOFOTOTRA & HERY

1. terrywui ( 24/02/2010 11:42)
1/-Tadido ity raha tena mahay "lalàna nareo roalahy"--"Tsy azo adika na alain-tahaka manontolo na ampahany ny tahirintsary na tahirinkevitra raha tsy nahazahoana alalàna manokana avy amin'ny tompony (producteur), tsy azo ampiasaina amin'ny famoahan-kevitra ankavoriana na ahazahoambola na tsia....!" Ho enjehin'ny lalàna eny amin'ny Tribonaly ny.....

Tsotra kely ny fanotaniako ra-VATOFOTOTRA ....nahazo alalana tamin'i NICOLAS (D.G) , na i ONITIANA REALY (Dir.tech) , na i IKOTONIAINA (dir.redaction) ve ingahy ??? izay no nanontaniako ...! afaka antsoina i Onitiana raha ohatra ka mila fifanatrehana ingahy !! afaka miresaka aminy isika fa "tsy mety io ataon'ingahy io!!! ny antony dia: sangan'asan'olona ara-dalana ireny video alefalefan'ingahy ireny !!--raha ny tena izy dia efa couvrén'ny OMAPI na OMDA taloha daholo ny reportages rehetra ataon'ny Mass Media ! --fahatelo : rahery....! ao amin'ny domaine -ko tsara ity adi-hevitra tsika ty ka tsy ampianarin'ingahy lalàna momba an'izany aho !! haiko io...! otran'ny fahaizan'ingahy ny site serasera koa ..!! fahefatra : membres ao amin'ny You tube na Dailymotion aradalana ny tenanay ka afaka mampiasa ny vokatra ao tsara !! fahadimy : zay fanontaniako valiana fa aza mamilivily resaka ! farany : Ny ilaiko ny adressen'i Patrick de ny hiresahantsika roalay tsara momba an'ireo fandikan-dalana ireo !
novalian'i diloo ny 25/02/2010 22:10
2. terrywui ( 24/02/2010 11:51)
ary mba ajanony le fandefasana ny vidakanay ry Hery fa mba manaja lalàna a..! eo ambony lalàna lava izao !! :evil: :evil: :evil:
http://www.youtube.com/watch?v=k3Le0blz7wA
3. terrywui ( 24/02/2010 11:54)
vorondolo nitera-boromanga ...! mahafatifaty ery i Aina fa i dada swazi iany no ady eo ee! sipa lava nono be hon hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D
4. OnyRealy ( 24/02/2010 16:22)
Tsotra kely ny fanotaniako ra-VATOFOTOTRA ....nahazo alalana tamin'i NICOLAS (D.G) , na i ONITIANA REALY (Dir.tech) , na i IKOTONIAINA (dir.redaction) ve ingahy ??? izay no nanontaniako ...! afaka antsoina i Onitiana raha ohatra ka mila fifanatrehana ingahy !!

Tsy manomé fonina olona aho ry ingahy ty a,
Efa nalefanay any @ youtube ny vaovao mahaliana antsika rehetra ka dia anjaranao ny mifampizara izany @ teratany aminao na izay sondriana @ vaovao misy eto an-toerana
Misaotra anao @fo madio aho ry vatofototra :* (l)
5. bazylou ( 24/02/2010 18:20)
tratra izany ialay ry vato mifototra , beuuuurk
6. fijo ( 24/02/2010 22:17)
ô ry manao saina TGV an,nareo ve mba nianatra logika ihany sa dia vody basy ihany no ady eo.
youtube sy dalimotion ve natao hoan'ny daholobe,sa hoan'olona voatendry sy voafantina????
rah ahoan'olona voafantona io,dia mandika lalana i vatofototra manaparitaka azy.
fa rah anatao hoan'ny daholo be io,dia tsy misy fandikan alalana eo,fa fizarana ny efa nahely.
7. diloo ( 25/02/2010 07:27)
Voadakan'i ra-sarla indray rawix fa tsy mety maty ny serasera.org. Atao daholo ny fits(hon)ts(hon)a, fa e e.
Dia fanontaniana débile indray no aroso. Raha te hanavary rapelaka maninona tsy mametram-panontaniana any @'ny dailimotion sy youtube ary i tv+.
Eto ndry miezaka hanangana tc(her)a tc(her)a, fa reraka eto fotsiny dry andefa bomba mipaoka ao ambavan-dry ihany. Izay vao azoko inona no tian'i Ndoto mampitandrina fa maimbo etotra sy maimbo vava ndry tao ampandrinany. Anontanio anie i Ndoto mombanao io e.
Na mandefa bomba isan'andro aza ndry, ny serasera.org dia mijoro sy mafy orina, porofon'izany, tamana be sy raisinay an-tanan-droa ny fianakam's. Ny serasera tsy unilateral tahakan'ny madagetotra sy ny hat.
Tsy mitovy ny tc(her)atc(her)a an-drawix sy ny serasera.org malalaka mandray anao. Rehefa tsy tantinao ny serasera eto, mba manana hazon-damosina ary mandehana miverina any amin'i jr sy ny madamahagagetotra ok.=))
8. diloo ( 25/02/2010 07:31)
Tsy misy tc(hin)y leitsy ra-wix tongava eto foana elah hatao fialamboly an.
HON!HON!HER!HER!HIN!HIN! BEURKK!
=))
9. terrywui ( 25/02/2010 09:21)
Tsy misy tc(hin)y leitsy ra-wix tongava eto foana elah hatao fialamboly an.
HON!HON!HER!HER!HIN!HIN! BEURKK!

Diloo===) tohizo ny varotra broka nlah eo à Montreuil faza be wawa eo elah,! raha tsy atoroko ny mpisera eo ny point fivarotanlah eo Montreuil fa....hon hon hon hon :-D :-D :-D
---Tsy mila hamaly ny fanotaniako ah fa VATOFOTOTRA na hery mpandika lalàna no mila mipoitra eo!! raha manankavaly !!! raha tsy manana moa de manaiky diso zany nareo....!! tsisy tohiny tsony refa tsy hamaly nareo mitsamy...fa hiantso an'i Onitiana na i IKotoniaina ah hanotaniako mazava ny sangan'asan'ny TVPlus anaovana tombotsoa ho an'ny tena manokana ato io !! :-@
10. Mirananirina ( 25/02/2010 10:49)
Ho enjehin'ny lalàna eny amin'ny Tribonaly ny
aleo aloha tsaraina daholo ireo tgv rehetra nadika lalàna
11. terrywui ( 25/02/2010 11:08)
aleo aloha tsaraina daholo ireo tgv rehetra nadika lalàna
ary ilay dada namono olona anjatony teto atao aona ry mirana ????......
12. pikatti ( 25/02/2010 13:23)
Ny Malagasy natao sorona nakana seza sy nitomaniana ho prez aloha tsy afa-bela elah rabitro na lavin'elaha aza ny ankety hiarahana @ vahiny zà-draharaha @ izany toe-javatra izany , tsy tafa elah hoa
Raha tena sahy sy madio ny eritreritry rabitro naninona no laviny???? :idea:
13. diloo ( 25/02/2010 14:20)
Rawix
à Montreuil

montreuil? aiza ho aiza ny maison de la réunion letsy no misy an'izany kle. Nandalo teto colbert koa fa ee. Tsary misy montreuil izany eto e.
Mon oeil fa beresaka dry fa tsy misy montreuil aty.=))=)) .
14. terrywui ( 25/02/2010 17:10)
aaaaaa....aza mialaala pà eo elah ra-diloo fa elah koboko mivarotra broka etsy à Montreuil a !! manao rasta ny volonlah !! mivarotra adapteur sy fil alimentation reny elah ! aleo ary fa ho jerenay sy rapika eny elah amin'ny sabotsy de mandosira ndray refa mahita anay eny !!
15. diloo ( 25/02/2010 22:10)
amin'ny sabotsy

Rawiky tarabe ndry fa Rapa sy izaho hanao sabotsy magnifika miaraka amina label rouge, lasopy sinoa, masikita sauce voanjo, nems sambosa. Somary asiana kely mp3 bombax dia amin'izay manantona i Nath R., ny thb somary atoa eo amin'ny tafon'ny 4x4 i Rapa.Kii mialona ndry rawiky fa revy be ny proganay. :-D :-D :-P :-P :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0071