REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét pour sanction individ

1. vatofototra ( 17/02/2010 19:38)
REGARDER VIDEO Journal Rajoelina prét pour une sanction individuelle 17 février 2010

- Lors d'une conférence de presse, Andry Rajoelina, maintient sa position et dit prét pour une sanction individuelle
- Réactions des autres mouvances par rapport au lobbying de la HAT
- Les 3 mouvances à Antsahamanitra

http://www.vatofototra.com/topic1/index.html
novalian'i fijo ny 18/02/2010 21:25
2. yonikafopl ( 17/02/2010 19:44)
fitiavan-tanindrazana re tsy misy ohatranzany???? dain tsssssssssssss
3. bebonga ( 17/02/2010 20:07)
Tena efa voadona ny sainan'io bandikely io lelenaaa, miala tsiny fa tsy mahita teny hamariko ny toetrany e,mampite handoa na ny mijery azy aza BEUUUUUURRRRRKKKKK :twisted:
4. fijo ( 17/02/2010 20:13)
ka izy anie na bedy aza tsy misy olana ,fa ny azy ny sosy mbola misy hoanina tsara e,
5. vitamatavy ( 17/02/2010 20:40)
lery aza efa ao @ ambassade de france no mipetraka fa matahotra,za aloha aza lery manda an'io maputo mba tsy ho tonga @ tanjony ny tolona dia TSAR
6. fijo ( 17/02/2010 20:46)
hihihih manely tsaho indray ialahy an,
7. vitamatavy ( 17/02/2010 20:50)
tena marina izany rafijo an ,efa matahotra be lery
8. fijo ( 17/02/2010 20:52)
aiza kosa letsy no hoe niverina niafina ao indray leu leu
9. vitamatavy ( 17/02/2010 21:16)
izay aloha no heno any @ tanana,mbola ho betsaka ny surprise fa miandry isika e
10. diloo ( 18/02/2010 01:21)
Manao otage ny vahoaka militaro-hat hoy lery ny GIC. Fangaha ny GIC indray no nanao ilay coup d'état nanaovan'i rabelety otage ny 20 millions gasy e. :evil:
Io dia miomany ho martyr-netotra fotsiny tsy menatra eo.
Fa iza kay no nilingilingy hoe tsy mila AGOA e.Jereo ny manjo ireo tsy an'asa noho ny faintraikan'ny adalany ihany.Iza no manao otage?
Misy ny vary 500 fmg e, midina ny vidin'ny solitany e, ampikarina 10% ny karama e, valider-na ny vola baoritra e, gadraina ny mpanao gazety fa fait de droit commun e,
natao sujet tamin'ny fanadinana Bepc ny fahindrahindrana ny hat e, henjehina i Fetison e, tampenam-bava ny vahaoka tsy mahazo manao diabe e, tofirina ary mahazo alalana hanaovana izany ny fis de pute rehefa manao kiritika ny vahoaka.
Aleo tsy ho tanisaina fa be lotra ny lisitra. Ary incroyable mais vrai, en seulement 1 an de pouvoir d'un état de fait, tsy misy na iray aza zavatsoa natao ho an'ny vahoaka. Tsy miraharaha sanction? Inona tokoa moa ny olana fa inkjet eo mbola misy finanana ary ny any ilay vahoaka aiza? Tratra ny otage-n'i rabelety ny valiny. :evil:
11. ndotofetsi ( 18/02/2010 18:39)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. fijo ( 18/02/2010 20:26)
toa izay nampanantenana ity nandamoka ko
13. pikatti ( 18/02/2010 21:05)
Noheverin'i rabitro fa ho mora angaha izy ty , koa nampanantenaina daho ny volana e, kintana e, masoandro e, he he he,
Ary rena mirehitra mihitsy angamba ny sofina ao @io GIC ao klé, mivoka setroka ry tgv zany ao , sa misy totohondry kle :-D :-D
14. fijo ( 18/02/2010 21:25)
miandry vaovao ze manana e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0646