taratasy misokatra ho an'i terrywiii

1. bazylou ( 15/02/2010 18:31)
merci letsy e, fa izao omeko an la ny fona rehefa poinsa fa tsy izao aloha, e, merci lesy e
novalian'i badanne ny 24/02/2010 14:57
2. terrywiui ( 16/02/2010 00:08)
ok lesy a, misaotra anao e, ity ny mail-ko terrywui@yahoo.fr
Tsy manadino anao e, isika anie efa vitsy kely ny tgv no eto e, aleo hifampahery e, plus si affinité (l) (l) (l) (l) :* :* :*
3. gassmilay ( 16/02/2010 01:26)
Misy raha la tera, efa mifanao fotoana any ambadika any ry zalahy tgv leuleu :-D :-D
4. terrywui ( 16/02/2010 12:23)
salut bazylou ..! iny efa kobonlah iny le anahh eee!
ok lesy a, misaotra anao e, ity ny mail-ko terrywui@yahoo.fr
Tsy manadino anao e, isika anie efa vitsy kely ny tgv no eto e, aleo hifampahery e, plus si affinité
:-D :-D :-D :-D mpetraha tsara elah rawuiiuiy fa fopla a! tsy idiranlah ny afera aty fa ny Faharesen'ny TIM sy ny GTT sy ny 3mvs atrehina .....!!!! mbola
5. terrywui ( 16/02/2010 15:26)
Nanao Maputo hono ny TGV de efa faly ery ry zefa isany hoe nandresy hono zany !!! f'angah tsy manana ny politikany ko ny olona ee!! matoa mandeha any defa misy poliitika tsara rafitra voapetraka hataony any fa tsy sipa lava nono akory no entina atao bradesoa any !!! noh noh noh noh noh noh noh noh !!
6. ifiona ( 16/02/2010 16:19)
terrywui:

noh noh noh noh noh noh noh noh !!



:lol: :lol: :lol: :lol:

politika maty paika sa... eisseey e! tsa mbola nanana politika zany mihitsy ny tgv-nareo hatr@ zao! ny any mba hainy dia miovaova hevitra, mivoaka miditra toy ny lelon-jaza! 8O :-D :-D :-D

androany maputo, radem ts maputo, androany élections,radem tsy élections fa hahemotra, rampitso maputo, rafak'ampitso... !!! mahery mitsy zany politika-nareo zany.

:roll: :roll: :roll:
7. terrywui ( 16/02/2010 16:26)
ka otran'ny adin'ny dada fahiny iany io raifiona fa tsy zavabaovao a!!! ze tianay iany satria mbola zahay no mitondra de zahay no mehery hin hon hin hon hin hon hon !!! fomban'i dada io nalainay tahaka io ka mahatantesa rahavako hon hon hion hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D :-D
8. ifiona ( 16/02/2010 17:47)
d maninn zao raha hita hoe ratsy ny nataon'i Dada dia mbola averina ihany! nareo no tena vendrana zany ko! efa hita hoe ts mety ve dia mbola atao pire e!
pffff
9. Scofield007 ( 16/02/2010 18:14)
AZA MAMPAHERY TENA LESY WIWI AN
efa tsy misy fika intsony fa dia miandry izay ahafatesany FAT sisa ,efa omany ny kaotry
tsy misy fiareta tory :* :* :*
10. bazylou ( 18/02/2010 13:40)
legona, fa iza daholo koa ary ireto mpijapy tgv reto le aza. efa i terrywiii anie no destinateran'ilay ttsy e, misaotra aloha na di aizany aza manaraka ny mouvansy bazylou e, :-P :-P :-P
11. badanne ( 24/02/2010 14:57)
milamina ra wiwi ah! fanga razha an laisany ny tetezana de hoe mahery elaisany tandremo fa mbola ho tapaka io ah dia fatyhita eo elaisany
ahahahahahahahahahahahahahahahahahahahahaha!!!!!!!!!!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0667