samiha samy mieritreritra

1. harybe ( 05/02/2010 15:13)
http://www.allvideogasy.com/samoela-jaojoby-raboussa/zay-mihitsy-video_0708eacd9.html
novalian'i harybe ny 09/02/2010 10:09
2. esserra ( 05/02/2010 15:40)
Aoka hazava ny resaka fa tsisy afa tsy ny foza no tsy mety hiara miasa ,ary tsisy afa tsy ny foza no mampiasa basy hamoretana ny Malagasy , tsy misy afa tsy ny foza no manapotika ny Madagasikara , taona iray no naha teo azay fa nihemotra daholo ny zavatsoa nisy teo aloha ,raha atao ny bilan d'exploitation dia potika tanteraka i Madagasikara , potika in-efatra :oops: :oops:
3. radomelina ( 05/02/2010 16:28)
efa mandroso hoa ny tany e nareo no tsy maharaka ,varina mitanina andro fotsiny de lazaina fa tsy mandroso,ny olona mitady foana isan,andro fa nareo aza mitady fa minoa fotsiny iany
4. vatokilonjy ( 05/02/2010 16:38)
ni fifidianana aloha izao no malaza ary tsy maintsy ho karakarainay io ,raha mafy lisany vitsy an'isa ireo dia milatsaha fa malalaka ny toerana
5. ifiona ( 05/02/2010 16:41)
mandroso ny lohabe anlah fa ny orinasa isan-karazany mikatona à la vitesse grand V inn @ lah, orinasa mikatona= olona very asa maromaro, dia ahoana ny fomba hamelomany ny fianakaviany, zany ve ny hoe mandroso
6. milamm ( 05/02/2010 16:58)
harybe >m'sotra @ le hira e,

essera > tsy mety mahita fahombiazana ty fitondrana ty na ara-politika na diplomasia,ekonomia ,sosialy sy reo lafy maro samihafa,mitaky saina mahay mitsinjo,miahy,mitarika ary mamaha olana izany andraikitra izany
tsy matotra ozy ny akama,ekena ozy rehetra.kalitao tsy ananany ireo efa mihamafy ny pressure frantsay hividianana ireo fifidianana,lalam-pifidianana,fitsapankevibahoaka ho avy reo tafalatsaka lalina ao anaty hitsoka lavanify satria be loatra reo fantany @ mode operandi militaire frantsay ny 17 marsa,izy no vavolombelona lehibe afaka miampanga mivantana ny frantsay @ raharaha 2009 zao,ary ilainy Malagasy atolotra ny fitsarana sahaza azy aorina tandindomin-doza ny ainy nefa mbola ilainy frantsay ikarakara ireo fifidianana amboarina ireo mandrapahita ilay asolo azy(alternative choice).sao misy diso hevitra ato oe miadana b lavanify zao @ reny vola mihoson-dra sy fivarotana ny firenena tsia,tsy maintsy ho avy ny ampamoaka rehetra ireny afera 2009 reny,tena mandry andriran'antsy izy satria na reo manodidina azy de mamba sosy dolidoly ka ra misy manindry karama ambonimbony tampoka any ambadika de ny ainy zay no manefa,tonga @ zv notedaviany izy zao ka aleo iaraha-mahita eo e
7. terrywui ( 05/02/2010 19:12)
mandroso ny lohabe anlah fa ny orinasa isan-karazany mikatona à la vitesse grand V inn @ lah, orinasa mikatona= olona very asa maromaro, dia ahoana ny fomba hamelomany ny fianakaviany, zany ve ny hoe mandroso
SSSSSHH ny an'i ifiona resaky ny te hisotyro sy zus fotsiny fa innn kou ee! vao stable eo anie io fitondrana ka tsy manipy hoditr'akondro tsony ny 3mvs sy ny TIM sns de miditra bobaka be eto M/car ndray ny asa e!! mialà alou nareo teo hiasanay de mlammm ny tanana :lol: :lol: :lol: :lol: :lol:
8. fijo ( 05/02/2010 20:39)
androso ahoana mo any olona mihemotra rehefa mande????
9. Scofield007 ( 05/02/2010 20:56)
fijo:

androso ahoana mo any olona mihemotra rehefa mande????

izay le hoe biby mitourne ry fijo an ,tara be nareo izany


10. harybe ( 07/02/2010 12:21)
milamm> tsisy fisaorana!
ny misy aloha izao ary tsy azo lavina dia vao maika mitotongana ny fianana eto!!
zao ka lasa mivarotra daholo izao rehetra izao! manomboka eo @ gara anakely ka hatrany isotry las tsy azo alehan'ny fira intsony fa lasa tsena be!! izany ve no fandrosoana?
samy manao izay tiana ny olona izao fa tsisy lalàna (na lalana) intsony!
tami'ny andron'i filoha Ravalo dia izy irery no nanao izay tiana fa nisy ny lalàna ary nandroso sy madio ny tanana! izao na ny filoha na ny vahoaka dia samy manao izay tiny atao ary ny tanana maloto!
ka inona aza no tinareo? ilay teo aloha nanao izay tiny nefa nandroso ny firenena sady nadio nt tanana sa izao sady tsy mandroso no maloto ny tanana?
11. pink ( 07/02/2010 14:24)
harybe:

milamm> tsisy fisaorana!
ny misy aloha izao ary tsy azo lavina dia vao maika mitotongana ny fianana eto!!
zao ka lasa mivarotra daholo izao rehetra izao! manomboka eo @ gara anakely ka hatrany isotry las tsy azo alehan'ny fira intsony fa lasa tsena be!! izany ve no fandrosoana?
samy manao izay tiana ny olona izao fa tsisy lalàna (na lalana) intsony!
tami'ny andron'i filoha Ravalo dia izy irery no nanao izay tiana fa nisy ny lalàna ary nandroso sy madio ny tanana! izao na ny filoha na ny vahoaka dia samy manao izay tiny atao ary ny tanana maloto!
ka inona aza no tinareo? ilay teo aloha nanao izay tiny nefa nandroso ny firenena sady nadio nt tanana sa izao sady tsy mandroso no maloto ny tanana?


ka hita fa hoe biby mi-tourne ... nahita loza ny taranaka

12. pikatti ( 07/02/2010 23:40)
mandroso ny lohabe anlah fa ny orinasa isan-karazany mikatona à la vitesse grand V inn @ lah, orinasa mikatona= olona very asa maromaro
petsa rawix :-D :-D :-D
ny misy aloha izao ary tsy azo lavina dia vao maika mitotongana ny fianana eto!!
Mazava leisy bainn a
13. diloo ( 08/02/2010 00:06)
Misaotra Harybe.
Ry Samoela, Jaojoby, Raboussa, taratry ny malagasy iray ihany, fa tsy ny avy eto Tana fotsiny, midika fa tsy an\'ny TGV irery araka noheveriny ny faritan\'i Gasikara.
Iza koa ny malagasy hanaiky entina lohan\'alika (tsy hitako indray io marika vaovao navaokan\'ireo mpihira ireo:soloina lohan\'alika indray izany ny sefon\'ny foza).
Ry zalahy mpihira Résistant National ireto, izany no lasa Héros Nationaux rehefa miverina ny ordre constitutionnel.
Aza hitako fa tonga hanagadra ireo ny fisim-Phaty, toa ny nanjo ny radio fahazavana sy ny mpanao gazety.
Ok Harybe .Milay ka. :wink:
14. pikatti ( 08/02/2010 00:37)
Ry Samoela, Jaojoby, Raboussa, taratry ny malagasy iray ihany, fa tsy ny avy eto Tana fotsiny, midika fa tsy an'ny TGV irery araka noheveriny ny faritan'i Gasikara.

Izay mihitsy , Harybe 8)

"Ao anatin’ny famahana ny krizy dia nangataka fiaraha-miasa amin’ny artista hampahafantarana ny zava-misy sy hanentanana ny olona hiara hamaha olana ny fiaraha-monim-pirenena, tarihin-dRtoa Lalao Randriamampionona. Araka ny nambaran’ny tompon’andraikitra eo anivon’io fikambanana io dia efa azo henoina amin’ny alalan’ny MP3 ilay hira mampahatsiahy fa mbola ao anatin’ny krizy ny Malagasy ary manentana ny tsirairay hiara-hitady vahaolana. Voalaza fa eo am-panaovana ao anaty kapila mangirana io raki-kira io ny arista mialohan’ny hanaparitahana izany eny amin’ny tsena. Artista maromaro no voalaza fa nanolo-tanana ny CCOC ka anisan’izany ny tarika Jaojoby sy Samoela…"
Tsy sahy nanao tao ve Sareraka e, kiiiii voavidy volabôritra bitrovoalavo :-D :-D sady efa Rerakin' ny FATY
15. diloo ( 08/02/2010 01:11)
Henoy kely ilay teny rap amin'ny farany, manao hoe:
Madagascar man, c'est le pays des Malgaches man ce n'est pas aux français, ets...
Mahafinaritra mihaino ny tanora tia sy miaro ny Tanindrazantsika, izay ny basy ampiasainy sy ny bala hitifirana dia avy amin'ny hira mifono fitakiana ny zoan'ny malagasy hialana ny tsindry azo lena hataon'ny mpitondra totakely ankehintriny sy ireo mpanjanaka mitady ny fanapotehana ny firenentsika.
Tsy ilaina ny lohan'alika. Izay mihintsy e! :wink:
16. papala ( 08/02/2010 09:53)
tena efa leo mahitan'ILAY LOHAN'ALIKA MIHINTSY aho marina an!jereo ange lay sariny fa tsy mety mikatona ny vavany de ny nifiny no mitrakitraky e ! tena leo boboka an'ireo FATIN'ALIKA MItondra ny MALAGASY REO mihintsy aho!! rehefa mba mijery ny TVM DIA tsy misy olona angaha eto MADAGASIKARA afa-tsy lay lohan'alika reo foana ; ry alain ramarosaona.., ry gilbert raharozatovo.., ry organes..., ry zanamahasoa tena lao tanteraka mihintsy................. o^o o^o o^o o^o
17. harybe ( 09/02/2010 10:09)
ilay olana ataonareo oe "lohan'alika" ange ka tsy hita zay hanaovana azy eh!!io zavatra amporisihina dia mivovo fa ireto olona eo ambaniny no tena loza! ny ministra sy ny 1er ministra sy ny firongony!hita mintsy fa nitolona hamenona pôsy fa tsy nitolona ho fapandrosoana ny tanindrazana sy ny vahoaka!
ireto vahoaka ireto koa no vendrana , aiza de taritina hanao grevy dia lasa nefa inona no azo avy eo?
nandroso ve ny fari_piainandry zareo?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0078