ka izao kosa anie,
1. bazylou
(
27/01/2010 18:32)
na tianao na tsy tianao dia tsy maintsy misaosy ihanyny tgv eo e, mbola ho avy aza ny hoe 2012 vao tonga le prezda, lollllll :-D :-D :-D :-D
novalian'i fijo ny 29/01/2010 20:55
2. pink
(
27/01/2010 18:42)
mahafinaritra rehefa mahatsapa tena fa misaosy tanteraka ianareo..aza hadino ireo papooses eny akamasoa fa tena mahamenatra fa tsy mba mahita saosy
ity marina no hoe ny any sasany lasa be kibo ary ny sasany efa taolana no mipotra
ity marina no hoe ny any sasany lasa be kibo ary ny sasany efa taolana no mipotra
3. pikatti
(
27/01/2010 22:38)
mr beurrrrrkkk le !!! de hifampitady eto zany e, tsy ho tapitra matin'ny mosary ve ny Malagasy 20 tapitrisa
4. nic
(
28/01/2010 05:24)
izany mihitsy no tena marina fa ny mpiasan'ny zone eny amoron dalana aorona ny entany handoavana ny karamandry HAT e!
Mampalahelo fa izay le fiovana titsika malagasy hatao e
aleo mandrifotsy ankehitriny; toy izay homankely teo aloha.
Mampalahelo fa izay le fiovana titsika malagasy hatao e
aleo mandrifotsy ankehitriny; toy izay homankely teo aloha.
5. pikatti
(
28/01/2010 22:36)
Ka teo hoe tsy mila vahiny e, zany daholo no mody anadroandroana ny Malagasy, nefa atsy an-kolaka minono Frantay ihany ry voazanaka ara-politika sy ara-toekarena, aiza anefa izao , nofiran'ny frantay tsara , ny Saodianina koa iny nampanantena mana sy tany nampanantenaina fa indrisy tgv ao @ gara foana miha lo eo antoerana ihany
6. ANARIM
(
29/01/2010 10:12)
fa tena grave marina ty vola be fihazandrilelikamaty fozaT ao an! karama, indemnité, voyage par ci par là ....
soa fa ny miditra amin'ny kiloadoaka mbola hivoaka amin'ny .....
misy fetrany ny zava-drehetra ary io saosy sesefana maika io iany no vomanga nasesiky ny tanan'ireo hampangidy ny fiainany sy ny an'ny taranany any andro any volana any taona...