Mitono tena ...

1. BlackGasy ( 26/01/2010 06:45)
Tena mampihomehy mihitsy ireto HAT ireto angah tsy mba sivanina intsony vaovao alefa fa tena mitono tena mihitsy eh, heritaona omaly no nahamay ny TVM sy ny RNM dia naratiraty le ratsatanana V manao ny ataony tokony mba nosivanina ihany ireny fa manjary hita daolo izao ny toetra ratsy efa niafina tany.
novalian'i fijo ny 27/01/2010 23:03
2. ANARIM ( 26/01/2010 09:52)
tena hitako mihitsy iny, hatramin'ny miaramila tao anaty camion nanao ilay signe du V, ireo faikan'olona nanao ny action rehetra hita tsara tao daholo .... tsssss

diso be ilay vaovao : herin-taona izay no nandoroan'ireo tsy mataho-tody ny RNM sy ny TVM

ny tena marina dia izao : herin-taona izay no nanapotipotehanay foza ny fananampirenena!!!
3. amfhaja ( 26/01/2010 12:27)
tsy nisy voasambotra h@ zao anefa reny olona nandoro reny
fa izay milaza hevitra ndray zao no samborina

manina raha atao enquete reny olona miseho tele reny de hita eo ny marina
sa mahana ny ratsy atao
4. ifiona ( 26/01/2010 12:50)
mba alefaso eto hoe raha misy video zany fa izahay ko mba te hijery :roll: :roll: :roll:

5. vatokilonjy ( 26/01/2010 16:53)
aza mitatara angano angano eto e ,izay zavatra kely iny no nitranga teto ,tsy hamphafiriny ny matiny dadanareo anefa izay ireny,manginy fotsiny ireo nogadraina noho ny hevitra tsy mitovy
6. fijo ( 26/01/2010 20:34)
anarim,bedin'i naritsimba eo ndry fa tandremo an
7. papala ( 27/01/2010 13:03)
vatokilonjy? TANISAO KELY ETO HOE ZE NATAON'NY DADANAY TAMINáreo?

FA RENY HITAM-POKO HITAM-PIRENENA RENY FA LEHIBEN'NY JIOLAHY I ANDRY NIRINA RAJOELINA. POTIKA NY FANANAM-BAHOAKA henoy tsara ny fanazavan'ny mpiasan'ny TVM/ fa iny tranon'ny télé iny no tsara indrindra taty AFRIKA KANEFA DE NOPOTEHIN'NY TSY MISY FISAINANA!

zao zao de be de be tenisany TGV NO TSY MANANA ASA DIA MANAO ASAN-JIOLAHY DAHOLO! TSY norarahin'ny akory tenisany. NY PLAQUE BE NY INJET SY DOMA PUB (an'i kala MIALY VADINY NY DOMA PUB) NO MAMEno sy sisin'arabe! :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil: :evil:
8. ANARIM ( 27/01/2010 13:14)
fijo:

anarim,bedin'i naritsimba eo ndry fa tandremo an


fa naninona an'i naritsimba akia zà??????
9. terrywui ( 27/01/2010 16:28)
hoy i anarim ....
fa naninona an'i naritsimba akia zà??????


nitoto nahafotsy ...!! :lol: :lol:
10. pikatti ( 27/01/2010 21:03)
ny tena marina dia izao : herin-taona izay no nanapotipotehanay foza ny fananampirenena!!!
:lol:
Aza avela hanapotika ntsony nama a, niantso vonjy rabitrovoalavo :-D :-D :-D
11. AndriambyII ( 27/01/2010 21:46)
pikatti:

ny tena marina dia izao : herin-taona izay no nanapotipotehanay foza ny fananampirenena!!!
:lol:
Aza avela hanapotika ntsony nama a, niantso vonjy rabitrovoalavo :-D :-D :-D


Tena marina ve izao sa dika vilana lé ?? ouayy re ry lanitrôô !!
:?: :?:
12. pikatti ( 27/01/2010 22:20)
Tena marina ve izao sa dika vilana lé ?? ouayy re ry lanitrôô !!

Hoy i rabitro zay hoe tena mangarahara , madio tanteraka io fifidianana io ,ilay 20 Mars io an, avy eo indray lery nilaza fa hevitra jadona iny fa noraisiny izy manokana, fa aleo ny hery velona miaraka aminy rehetra no hiaraka hanapaka ny daty tssss,
io Rabilly raha tsy manaiky an'iny Maputo1 sy Ilay tany Addis Abeba rabitro na hanono daty poisson d'avril eo aza dia tsy lasa io bainnn a :lol:
13. fijo ( 27/01/2010 23:03)
ka anarim manaratsy ny HAT ko,tsy azo atao izany fa bediny eo
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.007