efa ho 1ans izahay mbola izahay ihany no mpandresy

1. pikajunior ( 24/01/2010 00:50)
efa lany fika tanteraka ny lalimanga ,manao grevy etsy sy eroa nefa tsy maha vita azy ,efa miroso ny train fa dia hatomboka ny election ny 20mars izao,
tsy aleo ve ry zareo ajanona @ izay io tolona tsy ahita mbokany io an
novalian'i fijo ny 25/01/2010 22:38
2. pikajunior ( 24/01/2010 00:55)
izao ny 3 mouvance dia mangataka ny hampiharana ny accord tany maputo izay manendry an'i Andry ho president de la transition legal,tsy aleo ihany ve ry reto ho filohany fat izy,maty aho ry zanak'i dada kamboty e
hihihihihihihi
3. fijo ( 24/01/2010 20:37)
ka inona no tena mandeha ao izao nefa??????
4. terrywui ( 25/01/2010 14:42)
hinihinihinihin....!!!! pikajunior===) honohonohonohonh.....pikajunior.....herherherhehrhehrhehrhe======)pikajunior lelikééé......!!! matyy aho pikatti keliko saannnn''aa.....!! kay letiéééé petsa soamantsara i pikatti leannn'aaa hin hin hin hin hon hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
5. ouioui ( 25/01/2010 14:53)

Ndàna manamaina miaraka @ reto tary reto leisy a, :-D :-D
6. terrywui ( 25/01/2010 14:55)
mahamay rapika klee hin hin hin hin h :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))


http://avatar.serasera.org/36a04ab6bda93e59276b041c4cc422b0.jpg
7. terrywui ( 25/01/2010 14:58)


vizana Rangorivao69 sannn'a!! =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
8. pikatti ( 25/01/2010 20:12)
Tsy mahita lazaina ntsony bainn zany an,laozan'elah mamorim-porna fotsina ato sisa :-D :-D :-D :-D
Jereo tsara lesy ny datin'io vidak'elah io hoa fa t@ mars2009 ?hitan'elah zany fa efa heritaona no niady t@ fahatrana ny FATY fa hé hé hé, nitombo folo avo eny ny fahantrana :oops: :oops: :oops:
9. fijo ( 25/01/2010 22:38)
indrisy ry tafika gasy.henatry ny firenena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077