Miantso ny miaramila ireo mpomba ny demokrasia

1. zakilinina ( 23/01/2010 14:04)
Hitako tao amin'ny sary video miely ankehitriny fa miantso ny miaramila ireo mpomba ny demokrasia mba hisambotra ireo tontakely fa tsy hamono ireo miandrandra ny ara-dalàna amin'ny alalan'ny tolona am-pilaminana.
Mampalahelo mantsy, araka ny fahazoako ny hevitr'izy ireo, fa nalalaka ny filaharana an-dalam-be tamin'ny 1991, 2002 ary ny 2009 (TGV). Saingy ny 2009 (ara-dalàna) sy ny 2010 dia tsy malalaka intsony, hany ka mandihy sy manao izay danin'ny kibony ireo tontakely fa tsy prioritén'ny mpitandro filaminana izay karamaina amin'ny alalan'ny volam-bahoaka. Tsy rariny intsony izao marina. MARINA !
novalian'i fijo ny 26/01/2010 20:43
2. radomelina ( 23/01/2010 14:24)
iza moa reo totakely mpangalatra ?moa tsy ireo lay hoe zanak,osy avy eny @magro.efa tany efa nilamina fa nokoratiny reo 3 mouvanse sa tsy marina zany .le ndafy be efa bainn be iny @zay tsy mande misotro rononon,osy any @zay fa de faly ery mandainga ery anosy hoe iaraka @tsika rondefo e aaaaa nga rondefo osy sahala @ ndafy aaaaaa de nino tokoa reto zanak,osy aaaaaaaa aza matahotra fa minono fotsiny iany e :lol:
3. xxx3 ( 23/01/2010 15:04)
fika mety io satria efa hita fa mivaky ny tafika,ry rajoelina sy ny akolitany efa lany saosy hanakaramana rasil sy jiolahy,misaotra an'ireo vehivahy aloha satria izy ireo no tena nitolona hatramin'izao
4. zakilinina ( 23/01/2010 17:17)
Toa tsy mahazaka demokrasia radomelina izany. Tsy misy lojika ny zavatra ambarany. Indrisy fa mbola lavitra ny lalana satria mbola misy vitsivitsy ireo Malagasy mpandoto rano. Ny demokrasia lazaiko eto akory dia tsy ilay hoe tsy fiandaniana amin'ny ara-dalana na amin'ny tsy ara-dalana. Mbola eo amin'ny fahaizana mandaha-kevitra aloha no resahana.
5. patrick2002 ( 23/01/2010 20:00)
demokrasia ve ra zakilinina ,ireny tarihiny dadanareo ireny ah! 95% ny deputé TIM ,95% ny senat TIM ,90% ny maire TIM ,dia izay marina ve ny safidim-bahoaka :roll: :roll: tamin`ireny fotoana ireny .
Aoka hazava fa ny nahatonga ny fanonganana an`i DADA dia noho ny didy kofehy lehibe nataony ,tsy nohajaina ny fahefana nomeny lalana ny ben`ny tanana Andry Rajoelina ,ka tonga amin`izao ny firenena indrisy ,
6. zakilinina ( 23/01/2010 20:13)
fanonganana an`i DADA : demokrasia ve izany ?
Mpanongana : misy TIM nivadika palitao
Mpanongana : tsy azo ahongana intsony. Tsy azo atao akory intsony ny milahatra.
Mpanongana = mitondra irery ny baolina
Izany ve ny demokrasianareo ry patrick2002 ? Mbola ho ela tompoko.
Ny demokrasianareo : fahantran'ny vahoaka sy fitokanana ny zava-bitan'i Dada
Ny demokrasianareo : fihemorana amin'ny rehetra (toe-karena, toe-tsaina, sosialy, politika sns). Mbola tsy niaina fahantrana toy izao ny gasy. Lazao indray fa tsy marina izany ?
7. fijo ( 23/01/2010 20:40)
ary le izao ve rapa demokrasia????
8. patrick2002 ( 23/01/2010 23:04)
teteza-mita izao fa tsy demokrasia :lol: :lol:
9. fijo ( 23/01/2010 23:13)
hay demokrasia tsy azo ampiharina amina tetzamita???????oka letsy rapa
10. patrick2002 ( 23/01/2010 23:17)
F< angaha tsy fantatr`ialahy mbola hisy aza ny loi martial ,fa hataovy :-D :-D
11. vitamatavy ( 23/01/2010 23:27)
raha fantatray mialoha izany aleo ihany dada e
12. fijo ( 24/01/2010 00:06)
ka i rapa aza izao efa hiditra zanak'i dada ko.
13. pikajunior ( 24/01/2010 00:58)
mariny lesy izany rapa an ,isika tgv eto tsy maiky lembenana izany ,izay lalimanga tsy mahavita azy ireo ve ,efa tambazana vary sy hena ny milahatra mbola mimenomenona ihany :-D
14. xxxw ( 24/01/2010 13:34)
:-D :-D :-D
15. fijo ( 24/01/2010 20:40)
efa lany ngah any volanareo tany,fa toa efa mivadika ny miaramila????
16. ndotofetsy ( 24/01/2010 21:14)
tokony polisy no nantsoina rehefa dizina
hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
17. fijo ( 26/01/2010 20:43)
sady ireny dain akely dia lasa an,hummmm
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.1894