Hitondra inona i dadatoa Jean PING (pong)

1. rabaradaka ( 21/01/2010 10:03)
Toa ataon'ny GIC ping-pong fotsiny i Jean PING ry reto a ! Ity Jean PING ity ange efa nomen'ny Frantsay vola be mba hampandry hadrisa amintsika e ! Tadidinareo sa adino sahady ilay tao amin'ny Carlton tamin'ny 6 octobre lasa teo !!! :lol: Manahy aho fa tsy hahavita raha ity dadatoa Ping ity fa i Chisano no andrandraina.
novalian'i fijo ny 22/01/2010 21:17
2. Mirananirina ( 21/01/2010 10:59)
iny dadatoa fa hitondra mofomamy :) hihihi
3. ANARIM ( 21/01/2010 11:11)
memeza eo nji fa hin, mofomamy misy poizina iny!!!!
4. pimaso ( 21/01/2010 11:41)
any @ DADA ny lakile tokana hanavotra an'i MADAGASIKARA
fa raha mbola frantay izany dia ho ambanian'ny komoriana eto mba nihirahira hoe: "indro i komoro niverina, niverina ho kolonia..."
lolo sy ny tariny

;-)
;-)
;-)
5. patrick2002 ( 21/01/2010 12:15)
pimaso : ny an`i dada anie ka fivarotana tanindrazana mihintsy no hataony eh! ny an`i frantsay mba findramana fotsiny .
6. Scofield007 ( 21/01/2010 12:46)
IO RAPA RAHA TSY MIADY TSY MILAMINA NY TANY AN ,?AO FOANA LE RANCUNE :evil: :evil: :evil:
7. pimaso ( 21/01/2010 13:17)
HITONDRA FITONDRANA TENA ARADALANA LANIMBAHOAKA TENA NIFIDY FILOHAMPIRENENA LANY Tamin'ny 65%
;-)
;-)
;-)
8. Mirananirina ( 21/01/2010 14:22)
memeza eo nji fa hin, mofomamy misy poizina iny!!!!
ka izay anie no mampitovy atsika roa e,mirana:anarim zany hoe mime foana
9. ndotofetsy ( 21/01/2010 19:56)
HITONDRA MÖLY BE IO
SNIFF
TCHROUFFF
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
10. fijo ( 21/01/2010 20:44)
hitondra olana hono lery ko
11. pikatti ( 21/01/2010 21:36)
Rapaty bagages à main ndry ping pong any ,leo be lery de naleony nody ,ha ha ha leo sesi-tany tany Canada tany .... aiza kou karibou ve sisa no hifanaovany forum hanalany ny hatsiaka...... , ary tsy omena tsiny nedala raha manao langages karibou tsindraindray refa manoratra eto ireny :-D :-D
12. fijo ( 22/01/2010 21:17)
oka letsy
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1868