intox encore des intox ,toujours des intox

1. patrick2002 ( 19/01/2010 02:35)
Izany ny fomba hitaizana anireo dadiste ao @ Magro ,sy ny dadiste eto @ serasera ,ary izany intox izany dia mitaiza olom-pirenena ho extremiste mba jereo anie ny tsaho hafafiny dadiste eh!
- Nanamboatra vola sandoka ny HAT , :cry: Aiza no misy mpitondra manao vola sandoka . :roll: :roll:
- Hiaraka @ 3 mouvances i Monja Roindefo :cry: Rahoviana :idea:
- Mizara roa ny tafika ,iza sy iza avy :roll: :roll:
-nametra-pialana i Ra charlot sy i Lylison , :{ :{ hitako no sahy miseho masoandro Manandafy :-D :-D :-D
-Hikatona ny rideaux rahoviana,
dia Minominoa fotsiny ihany :lol: :lol: :lol:
répondu par fijo le 20/01/2010 21:14
2. nannie ( 19/01/2010 04:57)
Ifanaovana io e !
3. TWING ( 19/01/2010 05:36)
dia farandro koa @ 2012 dia rehefa tsy 2012 dia 2036
dia i Maihol Filohan ny Repoblikan'ny MADAGASIKARA


VERY LOL
4. xxxw ( 19/01/2010 05:51)
Aiza ny sources :lol: :roll: :roll: 8O 8O
Ifanaovana io e !
=D> =D> =))
5. rabaradaka ( 19/01/2010 06:24)
Ny tsaho dadatoa dia resaka toy ny resaka rehetra fa ho hitanao ary samia velon'aina fa ho eo ambany saokanao no hiafaran'ny fitondran'ny Andry TGV sy ny HAT. Sa nareo koa vazaha toa azy angamba !!
6. AndriambyII ( 19/01/2010 09:23)
Arakaraky ny fandraisana azy io , na intox na tsia , rehefa hay ny mandika ny heviny ampitaka dia izay no ilaina ! Y a pas de fumée sans feu ouzz lay jamba mahiratra!! (ha ha ha)² :-D :-D :-D
7. rakapy ( 19/01/2010 09:43)
Talentatsika Gasy ny tsaho ka lasa sarotra ny mino raha tsy mahita @zao fotona izao.
8. patrick2002 ( 19/01/2010 10:52)
rabaradaka:

Ny tsaho dadatoa dia resaka toy ny resaka rehetra fa ho hitanao ary samia velon'aina fa ho eo ambany saokanao no hiafaran'ny fitondran'ny Andry TGV sy ny HAT. Sa nareo koa vazaha toa azy angamba !!



la meilleure facon de conserver le pouvoir est de se former un releve .
Tsy nisy mpitondra natao ho mandra-maty ,ary tsy hisy baguette magique hiova ray minitra na roa taona na 5 taona eo,
ianareo dadiste no nanantena ary mbola hanantena 4L avy @ dadanareo ,Habadoana ,sa efa fin oana mioam-pampana.
Izany releve izany no tsy nisy t@ fitondrany Ratsiraka ,ny olona mba misora-tena handray ny flambeau indray no henjehina (Pierrot Rajaonarivelo )
9. naritsimba ( 19/01/2010 11:18)
aleo ho avy izany tafiky Robert Mogabe zany e, any aminy aza entina @ gony ny vola dia izany no irian'ny zanaky dada eisy e, hiseho eo foana ny haratsiany oà fa aleo hanao. Tsy misy miafina natao tsy hiseho ary tsy misy marina natao tsy hipoitra, ny anaran'Andriamanitra no notevatevaina, izao miseho daholo ireo amboadia mitafy hodi-janakondry izay milaza azy ho pasteur hay tena pasteur mitady vola ary voavidy vola tokoa.
Manaova ihany ny tsara zalahy mba tsy hanenenana an!
10. Scofield007 ( 19/01/2010 11:44)
misy manao ny tsara ve misy ohatran'io fitondrana Fat(y) sa ahoana ry naritsimba ,efa lasa tafita ny gasy e
11. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:33)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
12. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:34)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
13. naritsimba ( 20/01/2010 05:35)
Scofield007> raha zà ianareo an, jerena tsara ilay vola dia rehefa tsy ilay t@ andron-dadarabe osy dia tsy raisina.
Izaho aloha dia lazaiko tsotra e, tsy nitady seza aho fa kosa zao mandry ny saiko fa tsy hisy haka intsony ny tanindrazako satria efa tsy eo @ fitondrana intsony ra8 haka ankeriny ny fanananay.
14. Mandefitra ( 20/01/2010 06:48)
Tana élue 5 ème capitale la plus salle du monde selon le site http://www.thisday.co.tz/?l=10554

Mandry saina tsara datoa Naritsimba sy Patrick2002
appelez moi prezida
15. patrick2002 ( 20/01/2010 10:36)
Mandefitra:

Tana élue 5 ème capitale la plus salle du monde selon le site http://www.thisday.co.tz/?l=10554

Mandry saina tsara datoa Naritsimba sy Patrick2002
appelez moi prezida



ary firy enième du monde izy t@ dada nitondra , sao dia tsy ianao ary io :oops: :oops:
Tsy vao omaly Antananarivo no naloto ,
Io le hatsaravoka an`izay olona mpi-forum teto izay fony mbola nitondra i DADA ,tsy mahay mitondra i Ravalo hoy izy satria jereo fa Antananarivo fa be elakela-trano :-D :-D :-D
@ izao indray izany tsy mahay mitondra i Andry satria be loatra ny elakela-trano ao Iarivo =)) =)) =))
16. Scofield007 ( 20/01/2010 10:47)
naritsimba:

Scofield007> raha zà ianareo an, jerena tsara ilay vola dia rehefa tsy ilay t@ andron-dadarabe osy dia tsy raisina.
Izaho aloha dia lazaiko tsotra e, tsy nitady seza aho fa kosa zao mandry ny saiko fa tsy hisy haka intsony ny tanindrazako satria efa tsy eo @ fitondrana intsony ra8 haka ankeriny ny fanananay.

tsara izany rehefa hitan'ialahy fa tsy misy maka ny tanindrazana iombonana,tsra izany rehefa hitan'ialahy fa mandeha tsara ny fiainan'ny malagasy


17. fijo ( 20/01/2010 21:14)
efa tafita wa mada ,kozy e,vao niakatra indray izao ny vidin kena,ka le ts ynihinana fahiny iznay ,izoa vao ihinana ka.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0875