Nahoana moa no manao vola ry zalahy FATY

1. TEGEVE ( 18/01/2010 18:06)
Nahoana moa no manao vola ry zalahy FATY

-----Satria mila karamaina

Ny olona hikarakara ny fifidianana
Ny olona hanakorontana ny tolona
Ny miaramila
Ny olona firehana ara-politika sasany
Ny lehiben'ny fokontany,firaisana ,fivondronana, faritany

-----Satria mila hakarina ny karaman'ny

Ny miaramila, mpiaro ny HAT
Ny karaman'ny mpiasam-panjakana izay efa nampanantenaina

-----Satria mba hanantanterahana ny fifidianana sandoka

Ny affiches ,ny propagandy,ny fitaovana sns, ny vato fifidiananasns.....
Ny lozistika

-----Satria atao izay hampandriana andrisa

Ny Malagasy fa misy vola isika (saingy diso be fa tena vita vetivety io, satria tsy misy devises ao dia ho potika daholo )

VOKANY DIA ===>>>>>2004 ny AR =1400 € @ 2010 dia mety hatratra AR=3700
IZANY HOE HO LASA VOLAM-BABAKOTO SISA NY ARIARY ARY HO TONGA DAHOLO IZAO VARO MAIZINA ISAN-KARAZANY IZAO ARY HIFAMPITADY ISIKA @ PPN


novalian'i fijo ny 20/01/2010 21:22
2. pikatti ( 18/01/2010 18:13)
Tsy misy mpamatsy intsony ny Hat tsy misy mahalala an'io fitondrana io ny firenena iran'izao tontolo izao , i tgv izao efa nofiran'ny Frantsay (efa voabetroky ny bekintana ry zalahy :lol: )

Ampy izay hoy Oncle Sam

« Nous somme entièrement opposés aux mesure unilatérales adoptées au cours de ces dernières semaines ». Et de protester contre l’éviction d’Eugène Mangalaza : « C’est un Premier ministre qui a été choisi par consensus ». Et d’épingler également la France, à propos de la coopération militaire : « Pourquoi certains Etats continuent à fournir une telle assistance à un régime non constitutionnel ».Tanannews
3. Rajakoo ( 18/01/2010 20:06)
Vizana be ry renimalala o, aleo hanaovan'ny mahay azy ao , io ry bekitana tonga dia lemo any a, :lol:
Niady t@ bekintana higerer ny aeroport tany Haïti ha ha ha , nifiran'ny US fotsiny , dedededaka hoe pays francophone io , anay io , he he he, bay elah ery hoy ny bekintana :-D :-D :-D :-D nipirina ary @ haras sisa
4. xxxw ( 19/01/2010 05:51)
:-D :-D
5. fijo ( 19/01/2010 20:10)
efa antitra koa le rany ko
6. ndotofetsy ( 19/01/2010 22:37)
manao vola ny faty hikarakarana ny velona

hon hon hon
snifff tchroufff
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. fijo ( 20/01/2010 21:22)
kay le,iny no tena milay.hihihiih
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0782