manomboka mipatitaka!

1. sylvain ( 15/01/2010 13:39)
hametra-pialana ry charles sy lilison fa misy ny tsy fifankazahoana eo @ zareo samy miaramila mpiandry an-dradomelina
8h52 Les lieutenants-colonels Andrianasoavina Charles et Lylison René vont peut étre démissionner du FIS à cause d'une mésentente avec le proche entourage du Président
héhéhé!!!
novalian'i fijo ny 16/01/2010 22:21
2. bebonga ( 15/01/2010 13:50)
Tratrako @ izay iny jiolahy nampisotro pipi pasitera iny , ary mahalala ny anrako tsara ialahy @ ity mitoraka ity , ataoko haza lambo ialahy ary tsy amelako raha tsy mifona ampahibemaso, efa miaomana tsara ary , ataovy aloha ny vavaka
3. xxwx ( 15/01/2010 16:18)
Mihevitra ny tratran'ny aloka marina moa, izao ho aiza eo , io no efa nolazaina fa tsy ho eo mandrakizay anie na inona atao na inona atao eto an-tany fa kosa mba hevero ihany ny ho avinao
4. patrick2002 ( 15/01/2010 18:23)
betsaka ery ny mando-bera raha vao resaka Lt colonel Charles marina , :lol: :lol: .
Raha mba ohatry nhy ireny daholo ny heri-pony olona nana-kavana maty noho ny raharaha politika hataoko fa tsy nisy sahy hamono olona intsony ny mpanao politika .
Izao indray tsikolovina hatraminy bitsika indrindra @ fiainany Charles ,t@ firy izy no natory alina ,firy ny lanjany :-D :-D :-D
Aza mba tsy misy hatao marina
5. Toumba ( 15/01/2010 18:29)
AH elaela rapa izany vao hita an,bonne année lesy e
6. patrick2002 ( 15/01/2010 18:36)
bonne année ialahy ,mba manao vakansy letsy ah! F`angaha izy ity serveur ny serasera ka hiasa 24h :-D :-D :-D
na i pikatty MAGROISTE ka hijanona 24 h en connéction eto :-D :-D :-D
7. 08051972 ( 15/01/2010 21:20)
Slt daôlo e! De inona zany ono no sazy manjo an'i Charles sa hoe "HANODY AZY...?" Ny inona? Aza adinontsika fa mandray karama fôna i Charles na midemission na tsia! F'isika Gasy mintsy no dontofaisana ka izany no mampahantra ny firenentsika satria zay te hanao ratsy de mahazo manao daôlo ary afa-mandositra any ivelany daôlo deavy eo ny serasera politika lasa feno teny retsy sy fanompana ary fanambaniana ôtrin'ny hoe ny fianankavian-dry zareo daôlo ny mpisera eto! Asa sa ve zah diso fa tena fianankamsn-dry Andry sy ry Ravalo ary Charles daôlo nareo? Tsy aiko alo fa zah vahiny? Rà zay mantsy no izy de tsy omeko tsiny nareo mifanompa sy mifanambany eto! Bonne courage fa mbola lavitra ny lalana e!
8. xxxw ( 16/01/2010 12:11)
Les lieutenants-colonels Andrianasoavina Charles et Lylison René vont peut étre démissionner du FIS à cause d'une mésentente avec le proche entourage du Président

ANJRAN'NY VAHOAKA @ IZAY IZANY NO MITAKY NY FAHAMARINANA @ IRENY JIOLAHIM-BOTO IRENY IZAO :twisted: :twisted:
9. fijo ( 16/01/2010 22:21)
ka sarla hono hifindra any amin'i monja ko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0745