ny tena no menatra

1. radomelina ( 14/01/2010 20:49)
mangataka an president andry rajoelina mba anala an,io kolonel richard r8 io fa tsy alehny mihitsy.tena manala,barakany hat lery marina e.tokony andraisana fepetra fa tsy mamely e.aiza ve ka any antanibary no hita t@le moov teny antsimbazaza .ty ndray koa isava trano no aleha ka taratasy tsy mandeha @ze laoniny no aseony lery.noeveriny lery fa voalavon,magro ty miresaka@ny.emmeteur no savaina ka tranokala no hita . tena manalabaraka
2. pikatti ( 14/01/2010 22:08)
O ry leity radomelina, dia ho hisy ntsony ve ny olona hiara-miasa @ bitrovoalavo lé,olona samy tsisy alehany daholo ny manodidina azy , indrindra fa lery , ary izany no mahatonga ny olona tsy manaiky an'io tary io
3. rasamy ( 14/01/2010 23:00)

http://www.midi-madagasikara.mg/midi/index.php?option=com_content&task=view&id=21366
iza indray io tratra nanolana sipa io t@ krisimasy ry pikatti,lazao ny marina
4. pikatti ( 14/01/2010 23:11)
Mba te ahazo taranaka sonoa kosa angamba lesy le ramatoa :-D :-D :-D
5. ndotofetsi ( 15/01/2010 00:02)
=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0575