Aiza enao rahery a! ovina ndray le fotoana à resa-pis (FIS)

1. terrywui ( 07/01/2010 15:07)
Tsy nitohy tsony angah le resa-pis(resaka FIS) nokozin'i toi iny toa nangingina ndray tato ho ato! nefa hery nafana fo ery nanaporofo sy nanome fotoana ...! de oviana ndray ary hiomehezana eto e...! lany hatsikana mantsy i Pikatti zao ...! :-D :-D
2. terrywui ( 07/01/2010 15:19)
Oay lelikééééé........
azafady letsy rahery fa hay resa-RAS le izy fa tsy resa-PIS kléééé ! ity le kozin'i toi e! hin hin hon hon hher her her


Mpandefa : hery [ Valio ] 28-12-2009 15:40:07
Lohateny : Hipoaka io... miala any koa ny RAS
Tsy maintsy hipoaka io ary hipitika tsimoramora ny TGV.

Efa manomboka miala any koa ny RAS taorian'ny RFI. Ny RAS (Régiment d'Appui et de Soutien) ihany koa dia manana fitaovam-piadiana.

Iny niseho androany iny no tsapa rano avy amin'ny kintana vitsivitsy. Efa mifezaka i Vital... mety ho lasa Fatal
.
3. terrywui ( 07/01/2010 15:21)
De ovina ndray ary ony zany ty pronostic fopla fataonlah mba hiomehezana eto e...! hin hin hon hon hon :-D :-D :-D :-D :-D
4. hery ( 07/01/2010 15:26)

Ny Andriamanitra tsy andrin'lah andrinay ihany e.

Tsy nisy zavatra ratsy naharitra mandrakizay izany.

Mbola higoka ny valin-dranomason'ireo Malagasy tsy afa-miteny fa very asa, very fianakaviana, sns amin'izao fotoana izao lisany fa mihomeza tsara

Izaho aloha tsy sahy mihomehy intsony mahita hoe nisy namako be dia be nanjary very asa (teto @ serasera ny sasany) ary tena sahirana mafy mihitsy. Nareo angamba tsy tratran'izany satria tsy anisan'ireo very asa... na anisan'ireo mpanao afera.

Fa kodiarantsarety ny fiainana e
5. terrywui ( 07/01/2010 15:40)
Ary ratsy vava anie elah zany letieeee......!! ary mba ahoana ny hevitr"elah fa nisy frere ko maty notifirin'i dadanareo tany Ambilomagodra izy no niasa tam 2002 ?? nogadrainy ny fianakams nay ....!!
-----ny asa lety rehefa mipetraka tsara ny FITONDRANA vaovao ajoronay de miditra daholo manokatra AGOA vaovao eto amin tanana a...! avelao fotsiny ny Fanjakana hiasa sy hilamina fa nero sy ny dadanareo ihany no manisy hoditr'akondro ny Malagasy eo eeeeeee.......!!! :evil: :evil: :evil:
6. terrywui ( 07/01/2010 15:52)
Raha navelanareo hiasa malalaka io Fitondrana nijoro io otrizay M/car efa nirifatra be nitaingina TGV ....mety efa nanampy ny firenena mahantra mihintsy aza ! ny anareo alaelon'ny very sezan'ny dadanareo efa any an'irotra no mampikonetaka anareo mampijaly ny vahoaka eto !!

http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA


hin hin hin hon hon hon her her her her
7. terrywiui ( 07/01/2010 16:13)
Novakiko tsara le izy Rahery fa efa tafahoatra ny ataon'ireto tgv jiolahim-boto itony marina , olona tsy naninona tery dia fafazan-dry zalahy daholo , mbola ho avy @ ialahy ny tsy mety ry Rajoelina , ary hibitaka sy handihy daholo izahay mianakavy
8. pikatti ( 07/01/2010 17:35)
Tsara izany ry ouioui a, mandiniha tsara alohan'ny hamaliana , fa tsy manao loaham-boto tgv :lol:
9. ndotofetsi ( 07/01/2010 17:56)
mahay mandinika @ zay =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.1043