Andao isika hivavaka ry mpitondra sy mpanao politika
1. Mirananirina
(
31/12/2009 12:29)
Enga anie hitondra filaminana hoan'ny tanindrazana ny taona 2010 amen.
novalian'i fijo ny 24/01/2010 00:00
2. xxx
(
01/01/2010 12:04)
efa mivavaka daholo ireo fa saingy tsy fantatra hoe mivavaka amin'iza?????????????? :twisted: :twisted:
3. ni81
(
01/01/2010 12:44)
Enga anie hitondra filaminana hoan'ny tanindrazana ny taona 2010 amen.amen!
efa mivavaka daholo ireo fa saingy tsy fantatra hoe mivavaka amin'iza??????????????mety ho marina tokoa ilay fanontaniana an!
4. Mirananirina
(
03/01/2010 16:33)
efa mivavaka daholo ireo fa saingy tsy fantatra hoe mivavaka amin'iza??????????????marina tokoa izany.Miditra any ampiangonana fotsiny fa tena :evil: :evil: :evil:
mety ho marina tokoa ilay fanontaniana anamin'ny :evil: :evil: :evil: :evil:
5. fijo
(
04/01/2010 20:45)
hanaraka an'ilay raika lahy lasa iny aby anie ireo mpamadika palitao toa azy
6. mandrindra
(
06/01/2010 14:23)
masina, masina, foa foa, sikidy sikidy, ho ringana haingana anie ny mpanao politika rehetra malagasy, ireo movansa 4 ireo matesa daholo.
7. fijo
(
06/01/2010 22:02)
hhihihihi de avy dia hiomana aho izany haka ny toeran'izay ringana ao kle
8. niryna
(
07/01/2010 05:48)
mandrindra:
masina, masina, foa foa, sikidy sikidy, ho ringana haingana anie ny mpanao politika rehetra malagasy, ireo movansa 4 ireo matesa daholo.
=)) mivavaha ho azy ireo mba ho voanvonjy ny fanahiny e ,ny mpitondra tsy matahotra an'Atra dia ho rava ny fitondrany ary tsy izay rehetra miantso hoe tompoko ,tompoko no tena mpanompo an'ilay kristy fa izay rehetra manantanteraka ny asany ary matahotra ny didiny
Tompo o ,vonjeo ny firenenay,esory ireo mpamadika tanidrazana,ireo tsy matahotra Anao,ny firenena izay mitady anao dia ahita anao tokoa ary ny firenena izay matahotra anao dia tsy ataonao ho very velively,mamindra fo azy ireo ry Raiko o,omeo fo madio izy ireo mba ahafantatra fa izay tsy miaraka aminao dia angahiahy ary tsy ho tafita,vonjeo ny fanahin'izy ireo ary omeo fo atahotra anao izy ireo ary sitrano ny taninay fa mania avokoa ny vahoaka ao aminay,manaiky anao amin'ny molotra fotsiny kanefa ny fony dia manaiky am-piasain'i satana sy mampiasa olona anao asan'ny devoly.Mamindra fo azy ireo Tompo o ary afaho amin'ny asan'ny maizina rehetra izy ireo
Izany vavakay izany dia antsoinay amin'ny anaran'ilay Zanakao izay nanafaka anay teo ambanin'ny ziogan'ny fahotana sy ny asa-ratsin'i satana rehetra
Misaotra Ray o,ary omeo ny fanahinao masina izahay mba hiara-dia anay sy hiambina anay,ireo izay tsy mbola mino anao dia ampio ihany koa ,amin"ny anaran''i Jesoa kristy no anaovanay izany vavaka izany
Amena ^:^ ^:^
Hoy ny teny izay voasorata ao amin'ny soratra masina manambara amintsika fa raha ity olo-mahantra ity no mibebaka ka hiantso ny anarako dia ho sitraniko ny taniny ary ho henoiko ny vavany
Koa samia ary isika mibebaka,mifona,mangataka famelan-keloka amin'Atra ary mangataka famindram-po aminy mba hiverina aminy avokoa ny vahoaka malagasy rehetra ary hidera an'Atra amin'ny fo tokoa fa izay no antony iray mahatonga ny firenentsika mijaly io ankehitriny.
Milaza avokoa fa mino kanefa mifanohitra ny tenin'Atra no ataon'ny olona (mamono olona tsy manantsiny,manimba ny firenena,mangalatra ,mandroba,maka ny tsy nisasarana,fitiavantena,tia kely,mameno ny paosiny fotsiny fa tsy mitsinjo ireo madinika mitady ny hanina ho haniny anio raha misy aza izany sns ,mamadika ny tenin'Atra ka mitondra azy eo amin"ny fitondra,mamono olona tsy mifanaraka ny tiany atao ka mampiampanga ny hafa ho diso ka raha tsy manao izany dia mandrahona fa ho vonoina ho faty ilay mpitsara ary ny fatiny no omena ny vady aman-janany ,sns tsy atoro antsika intsony fa maro ary mampalahelo,izay voararan'Atra ny asan'i satana kanefa dia miroborobo tsy ahitan-tory sy tsy ahitana masoandro mihiratra intsony fa fo feno tahotra sy ahiahy ary tsy finoana Azy no betsaka ,mahery ny asan'i satana ankehitriny satria kely sisa ny fotoana ananany ka na olona tsotra na firenena ,na ny fianakaviana aza ka tsy miambina sy tsy matahotra an'Atra dia tafidtra avokoa ao an-tokantrano sy ao anatin'ny firenena izany asa ratsy maloto am-piasain'i satana ny hafa izany handringana ny olon'Atra sy ahakivy ny olona ka hihemotra tsy hino an'Atra intsony, ireo no asa ataon'i satana fa izay rehetra manankina ny fiainany amin'Atra kosa dia tsy ataony ho very ny zanany fa arovany hatramin'ny farany. na mitondra fahoriana sy fijaliana aza izy ireo ankehitriny dia ny hafany no tsarovy tsy anao ny famaliana fa Ahy ,matokia Ahy fa tsy andao anao aho na amela anao ho irery
Anjarantsika no mizara ny tenin'Atra amin'ireo fianakaviantsika mamadika tanindrazana na tsy matahotra an'Atra ireo fa tsy misy ho hafa maina amin"ity tany ity isika na iray aza
Ny fahasoavan'ny Tompo anie ho ao amintsika mandrakariva,aza kivy na mitsahatra mivavaka ny firenentsika fa ny vavaky ny maro mahataka-danitra
(l) niryna
10. xxx
(
07/01/2010 15:13)
Io vavaka vavaka io ihany no efa mamarina ny firenentsika any an-kady koe mbola hivavaka a ! hivavaka a!. Mivavaha hoa n'ny tenananareo raha hendry
11. AndriambyII
(
08/01/2010 10:03)
[quote = xxx]
Vavaka Vavaka io io ihany no efa mamarina firenentsika ny aucune an-kady koe mbola hivavaka a! hivavaka a!. Mivavaha n'ny Hoa tenananareo raha Hendry
[/ quote]
Anjemantsôô !! fa inona ity valin-teny ity ?
Miombon-kevitra @ i Niryna tanteraka aho eto . Misaotra betsaka .
Vavaka Vavaka io io ihany no efa mamarina firenentsika ny aucune an-kady koe mbola hivavaka a! hivavaka a!. Mivavaha n'ny Hoa tenananareo raha Hendry
[/ quote]
Anjemantsôô !! fa inona ity valin-teny ity ?
Miombon-kevitra @ i Niryna tanteraka aho eto . Misaotra betsaka .
12. Mirananirina
(
08/01/2010 10:39)
Io vavaka vavaka io ihany no efa mamarina ny firenentsika any an-kady koe mbola hivavaka a ! hivavaka a!. Mivavaha hoa n'ny tenananareo raha hendry:( :( :( :( afaka mivavaka hoan'ny tenanay ve aloha ianao eh!mpanota tokoa izahay :)
13. xxx
(
08/01/2010 11:40)
Vavaka ery @ 13 Mai, vavaka ery @ magro, vavaka ery mavoloha, vavaka etsy sy eroa nefa dia ireo mpivavaka ireo ihany no mandroba ny vahoaka.
Fiatsaram-belatsihy no betsaka
Ny tenanay aza tsy ivavahanay koa izay tenanareo any ve no hidiranay???
Ataovy aloha izay mampety ny tenanareo manokana vao mihevitra ny hafa :D
Fiatsaram-belatsihy no betsaka
afaka mivavaka hoan'ny tenanay ve aloha ianao eh!mpanota tokoa izahay
Ny tenanay aza tsy ivavahanay koa izay tenanareo any ve no hidiranay???
Ataovy aloha izay mampety ny tenanareo manokana vao mihevitra ny hafa :D
17. xxx
(
11/01/2010 23:28)
Tsy misy hidiran'ny fivavahana ny fitondrana sy ny fanaovana politika.
Le jour où miditra ao andohakelin-dRamalagasy izany dia angamba mba misy espoir kely ihany ity tanindrazantsika. Fa e... rehefa haniry nify ny akoho?
Le jour où miditra ao andohakelin-dRamalagasy izany dia angamba mba misy espoir kely ihany ity tanindrazantsika. Fa e... rehefa haniry nify ny akoho?
18. fijo
(
24/01/2010 00:00)
ka le gasy efa te hiakatra velona any an danitra daholo,ka ampidirina resaka "fivavahana" daholo ze rehetra atao
