Ireo Gazety isan'andro

1. jarifa ( 31/12/2009 05:03)
Mba tena mahagaga ahy ireto gazety mpiseho isan'adro, tsy haiko izy ireo na manenjika "quantites" fotsiny na ahoana fa dia mahamenatra ihany hoe GAZETY ve ianao dia mbola ahitana soratra diso foana, @ izay tsy mba hoe Francais na Anglais fa dia teny Malagasy izao no soratana, dia tsy haiko nareo raha mahatsikaritra fa dia efa ho isan'andro @ izay tsy ny gazety iray fa dia samy misy daholo. mahavita fety mahafinaritradaholo e
novalian'i jarifa ny 05/01/2010 07:33
2. Seeno ( 03/01/2010 09:20)
Marina ny anoa f'angah moramora ny manenjika isana pejy io?
za koa dia matsikaritra izany indrindra f'@zay gazety iray izay fa aleo tsy ho tononoko eto :-D :-D :-D
3. Lejoba ( 04/01/2010 12:34)
ny marina dia tsy dia miraharaha firy ilay teny malagasy intsony ny olona, ny teny vahiny nefa tsy tena voafehy koa.
Vokany : diso daholo izay aleha na gasy na vazaha
4. jarifa ( 05/01/2010 07:33)
ka mahamenatra ihany ilay izy ko, ra tia ary izy ka hanoratra hoe aza ela Fery ka sendra diso ilay izy hoe aza ela F..ory dia ahoana nefa io Ahely erak'izao tontolo izao?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0958