Hetram-piangonana,tsisy saosy ntsony marina

1. xxxw ( 31/12/2009 00:44)
Vaovao nanaitra tamin’izao faran’ny taona izao ny filazana fa hakana hetra koa ny fiangonana araka ny nitateran’ny gazety mpiseho isan’andro iray azy. Mikasika indrindra izay, resaka isika samy isika ihany, angaha orinasa moa ny fiangonana no takiana hetra. Mazava ny filazana ilay hetra takiana : IBS na Impôt sur les Bénéfices de Société izay raha lazaina amin’ny teny tsotra dia hetra alaina amin’ny tombom-barotry ny orinasa. Mitovy sata amin’ny orinasa àry ve izany ny fiangonana amin’izao fepetra vaovao noraisina izao. :roll: :oops: 8O
novalian'i fijo ny 04/01/2010 20:43
2. jarifa ( 31/12/2009 04:14)
tratry ny farany Daholo eeeeeee!
Tsy mahagaga izany e! Izay ilay mangataka @ Andriamanitra e! aiza ary ise zany
=)) =)) =)) =))
Rariva ny fotoana @ disco e
3. ouioui ( 31/12/2009 10:03)
Bois de rose ny fotoana e :-D :-D
4. xxxw ( 31/12/2009 10:43)
Kleuleu!!! Volan'Andriamanitra zany ve convertible leuleu
5. pikatti ( 31/12/2009 13:17)
Mazava ny filazana ilay hetra takiana : IBS na Impôt sur les Bénéfices de Société izay raha lazaina amin’ny teny tsotra dia hetra alaina amin’ny tombom-barotry ny orinasa.

Efa tsy mihodina tsara mitsy zany ao ananon'anona ao zany lé :roll:
6. diloo ( 01/01/2010 01:20)
M(agoa)gao izao ny filamatra dia ny volan'ny Tompo sisa azo angalarina.Ny bois de roses moa etsy andaniny dia lalaovan'ny mafian-drabelety.Mbola hoa aiza ny hanjo anao ramalagasy an.
7. terrywui ( 01/01/2010 22:58)
mba miarahabà aloha tratry ny taona ry vendrana vao miwawawa wouwouwouwowu mankarenitsofina vao maraina eto a!! ......! ity ho analah ....
http://anidom.blog.lemonde.fr/files/2009/01/bonne-annee-bouquet-hiver-02.1230843885.gif
8. fijo ( 04/01/2010 20:43)
io ary fa mitranga ny nafenin'ny fiangonana,kay kil no ao fa tsy mpivavaka izany
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0514