charte MAPUTO sy Accords d'Addis TSY MAINTSY HAJAINA

1. kidoropamba ( 28/12/2009 13:46)
Tsy misy vaha olana azo tsoahina eo raha tsy io anakiroa io ihany: FANAJANA NY CHARTE MAPUTO, sy ny FANAJANA ny accords d'Addis Abeba.

Na Vital na tsy vital, na miaramila na sivily, raha vao miala amin'io dia Potika i madagasikara ka tsy azo ekena.

Nesorina i Ndefo satria nolazaina fa "manao blokazy" @ Maputo
Azo ny titra "filohan'ny Tetezamita" ka niangaviana ny vahoaka ho tonga maro be teny Ivato hitsena ny filohan'ny tetezamita izay nofaritin'ny Maputo.
Nantsikafona ny halatra bevata tao @ education nasionaly, mines sy bois de rose, dia nangetorany dolidoly Maputo sy Addis Abeba fa hiverina t@ janoary (jadona) fa tsy misy ra8 intsony izy.

Voaroaka tao @ Agoa i dago
voaroaka tao@ Millenium challenge
Voaroaka tao @ OIF
Voaroaka tao @ UA sy ny sisa

Nitombo isa ny makorely (asain'ny vadiny mihitsy hoy tananews)
Nitombo isa ny namono tena satria tsy misy asa ary tsy misy sakafo hoanina
Nitombo isa ny vono olona sy ny halatra maro isankarazany
Nitombo isa ny hatezerana ao @ tafika
Nitombo isa ny mpitondra fivavahana nampiaka-peo

Rava ny karaman'ny olona maro
mikatso sy nahidy ny orin'asa maro
efa "telo 1.000 ariary" izao ny makorely (sipa telo dia 1.000 ariary ihany no aloa), sahala amin'ireny "package - 3 en 1 iny e).

Mafy ny fijaliana. Mamely ny moka tazo. mamely ny hanohanana. Ho tonga ny sikilaonina sy ny rivo-doza.

TGV anefa hanao fifidianana ihany.

Maputo sy Addis Abeba ihany hoa fa raha tsy izany dia ho hiapoka ny ralobilany e.
novalian'i ouioui ny 31/12/2009 10:24
2. terrywui ( 28/12/2009 14:01)
aza midelira eto elah ra kidoro fa ity ny hira de mandihiza elah ah ! dadabe noely maboto (jiolahimboto)
--fa mbola misaona an'i Jacques Sylla ny pokna elah ndray lozanlah mitabataba be makarenitsofn ato...!

http://www.youtube.com/watch?v=gIt18ZPAWME&feature=related
3. terrywui ( 28/12/2009 14:35)
ty ho anlah namana tsy mena mivadika io le kidoro masiso ty ozy ifiona zay ...!!



http://www.youtube.com/watch?v=fDWGXpQwAgw
4. pikatti ( 28/12/2009 15:41)
Nitombo isa ny hatezerana ao @ tafika

Ié efa mampiseho ny hatezerany ny tafika ao rakidoro, RSA io efa mila tsy ho hitan-dry zalahy ny hanaovana azy ,misy milaza fa voasambotra e, misy ny milaza mbola tadiavina i Daniel Ratsimihafimanana, portant le titre de président du corps des sous-officiers de l’Armée Malagasy.
5. xxx3 ( 28/12/2009 16:28)
tsy ratsy kosa le an'i hery hoe lasa fatal ity fa tsy vital :-D
6. ndotofetsy ( 28/12/2009 16:57)
charte MAPUTO sy Accords d'Addis TSY MAINTSY HAJAINA
tsimaintsy kapaina
sady mety tsy de hilaina
fa aleo maka aina
avy eo mifoka môly maina
de mihinana vary maina
ka io ilay hoe ny taigna samy taigna

hon hon hon

sniff
tchroufff

=)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) =))
7. sylvain ( 28/12/2009 17:43)
efa voalaza ny kidoro teo fa d fihainana efa tsy izy tsony ny hihainany olona fa d ho avy ny fihanjerany foza
15:00 Des tentatives de suicide chez certains ouvriers suite à l’annonce de la fin de l’AGOA ont été signalés. Le taux de prostitution (avec accord de chaque époux) augmente en flèche également.

15:00 Les cas d’empoisonnement alimentaire se multiplient dans la capitale. Les aliments périmés frauduleusement importés sont mis en cause

8. pink ( 28/12/2009 17:58)
terrywui:

aza midelira eto elah ra kidoro fa ity ny hira de mandihiza elah ah ! dadabe noely maboto (jiolahimboto)
--fa mbola misaona an'i Jacques Sylla ny pokna elah ndray lozanlah mitabataba be makarenitsofn ato...!

http://www.youtube.com/watch?v=gIt18ZPAWME&feature=related



ekeo ry tgv fa nahavita ary mahavita fahotana mahafaty ianareo izao... Ra8 tsy eo intsony fa inona ity mahazo ny malagasy izao...mandevina no betsaka... be basy no hireharehavana.....

grave by tohiny tantara raha izao no mitohy fa aza dia mirehareha foana.
9. pelaka2000 ( 28/12/2009 22:58)
le ra8 ndoza iny ihany no nahatonga an'izao
10. pikatti ( 28/12/2009 23:06)
Nahatonga inona leity zany ry pelapoza :-D :-D
11. cyril ( 28/12/2009 23:57)
Maputo sy Addis Abeba ihany hoa fa raha tsy izany dia ho hiapoka ny rakobilany e.

Tsy makaiza io na inona ataony na inona ataony, jereo tsara fa tsy maintsy hanova paiko io dia hilaza fa hanaiky ny hifampraharaha , tsy sitrapony io fa nohon'ny pressions betsaka mahazo azy
Aza mba vendrana ihany !!!
12. dadabe ( 29/12/2009 07:13)
amiko dia tsy misy tokony ho eo intsony izy rehetra ireo ..zay no vahaolona haingana, mila olona vaovao matahotra an'Andriamanitra ny firenena

(Ra8-Andry-Ratsiraka-Zafy-Ndrema-Ramaromisa-Pierre Tsiranana-Pety-Voninahitsy...............) iza koa le
13. AndriambyII ( 29/12/2009 08:05)
dadabe:

amiko dia tsy misy tokony ho eo intsony izy rehetra ireo ..zay no vahaolona haingana, mila olona vaovao matahotra an'Andriamanitra ny firenena

(Ra8-Andry-Ratsiraka-Zafy-Ndrema-Ramaromisa-Pierre Tsiranana-Pety-Voninahitsy...............) iza koa le

Izay mihintsy no làlana tokony haleha !!!Mandeha ny fotoana fa lany andro @ tsy fahavitana fotsiny ny vahoaka . Amim-pilaminana , amim-pahatoniana , amim-pahendrena , ary porofoina @ ireo firenena zatra mpitsentsitra an' iMada fa miova ny tontolo . 7milliard d' habitants sur terre , aleo i Madagasikara ho an' ny Malagasy 20 millions madiodio !!

14. pikatti ( 29/12/2009 12:41)
O ry zalahy reto a, mora tenenina zany fa resaka revin-gadra ,ampidiro sambo iray miaraka daholo any ry zalahy ireo ary dia apoahy raha misy mahavita lisany :-D :-D
Ratsy Iraka no efa nahavita nanapoaka helikopitera t@ iny Joël Rakotomalala ,Sibon G sns nefa mbola mitohy ny tantara , zavatra efa voahidy lakilé tsara ny ao fa olom-baovao tsisy sikan'antitra politika izany REVIN-GADRA HOA sa mahita lisitra lisany any
15. kidoropamba ( 29/12/2009 13:33)
Iza no manakana ny tanora tsy ho "finidim-bahoaka"? Milatsaha ho fidiana raha te ho lanim-bahoaka e. Raha tsy sahy, tsy misy vola, na koa tsy misy bagazy dia DIOVY aloha ny système. Misy lalam-pifidianana tsy met ve ao? Misy lalàna mifehy ny mpanao politika tsy mandeha tsara ve ao? Nareo tanora milaza fa 70% n'ny mpifidy ireo DIA tokony TSY MIFIDY INTSONY ireo lazainareo fa efa tonta ireo.

Nanome vola, na nangala-bato ve ireo tonta ireo? NANINONA TSY NANADIO NY SYSTEME, ny lalam-pifidianana, ny lalàna, no nataonareo tanora raha azonareo ny fahefana niaraka t@ Capsat fa NY HANDEHA ANY COPENAGY, NY HIZESTA any NEWYORK ao @ ONU, ny HODERAINA"filoham-panjakana, sy andry Nirina" no NAHAMAIKA anareo?

Gaga ve raha toa ka mbola ny Ntaolo ihany no mitondra ny baolina satria nareo variana amin'ny fitombenan'ny Nathalie Rabe?

Nilaza ny tanora hoe: 70% izahy eto dago ka tokony OMENA ANAY ny toerana 70% ao @ governemanta. Tsssssss! izany ve mba ati-doha? Raiso izany TOERANA IZANY raha favy. Milatsaha ho fidiana, MAMORONA antoko politika, manaova soa amin'ny vahoaka DIA HO HITA EO.

Rahampitso indray hilaza ianareo io fa NDAO HO VONONA NY RAY AMANDRENY BE ANITRA satria EFA TSY MAMOKATRA INTSONY fa vokisam-potsiny no sady mandany vola. Vola tokony nilalaovana voudeben'ny nathalie Rabe io. Tsssssss...

Ampiao ny ati-doha ry tanora fa hoy ny ohabolan-drazana izay hoe: "Hatanorana dia tsy ody faty".
16. dadabe ( 30/12/2009 08:47)
ialahy no efa antitra ry kidoropamba a aleo ho anay tanora ny baolina e :-D
17. jarifa ( 30/12/2009 09:30)
Ary goaika antitra koa kay i Kidoropamba io fa tsy voa asa tany MAPUTO an :P
18. ouioui ( 31/12/2009 10:24)
Dadabe no tena antidahy misary adala ato aloha hatramin'izao e :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0077