TRATRY NY FETY DAHOLO RANKIZY A ! AZA MITANA AMPO EE...
1. terrywui (
23/12/2009 14:24)
DE FALY MIARAHABA ANAREO REHETRA TRATRY NY NOEL E DE AZA MITAZONA AMPO IRENY FAMPIJALIAKO ANAREO IRENY FA MBA MAMELA NY HELOKO RANKIZY A ITY RECETTE KELY NOUE SY MIRANA ARY IFIONA A MAZOTOA HOMANA E