FAHATSIAROVANA KELY NY TIM SERASERA.ORG HIN HIN HON HON HER

1. terrywui ( 23/12/2009 12:08)
MAZOTOA TIM OO

http://www.youtube.com/watch?v=SK9dZZX_sC0&feature=PlayList&p=FA0CDFA356C64E52



http://www.youtube.com/watch?v=ZFoAiqlM68k
novalian'i xxxw ny 23/12/2009 16:18
2. terrywui ( 23/12/2009 12:14)
ITY NO POROFO FA VITA TEO NY AMIN I DADA

EFA ANY AMBANY RANGOLAHY E AO ANIROTRA SISA NO VALINNY NATAONY FA BE LOATRA IEO VOLAMBAHOAKA NALAINY NY AINOLONA NALATSANY

http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA&feature=PlayList&p=FA0CDFA356C64E52
3. pikatti ( 23/12/2009 12:48)
Aza kivy leisy elah rawix , mbola ho avy Dada e :lol:
4. ramosekely ( 23/12/2009 12:51)
dia ahoana hono ny fandehany
5. pikatti ( 23/12/2009 12:55)
Omeo sosospa any bainn a, elah zao vao avy nirôdy tany @ fivoriana tany alina de ahoana ?inona no paika ao, hanontanio hoe lesy vatofototra sao nakaton'i Rabe ,
6. swann ( 23/12/2009 12:58)
aoana lety batista a! revinlah ve io hira farany nalefako io ? reven'i rapique hono io fa vizana marina i dada amzao klé!!!!.... sa mbola amena hafa ve elah e ???
7. pikatti ( 23/12/2009 13:05)
dedikasy ado @ skyroc koa leity zany le, mba matotra leisy bainn a, ny loham-pozan'ny lisany aza ty efa mivaralila de elah ndray no hanondrana kou
8. yukaa ( 23/12/2009 13:15)
zaza vao 16ans ve ianao wi wi :wink:
9. swann ( 23/12/2009 13:20)
mba mahalalà kou ty menatr'ol ry Yuka fa tsi eny andalana reetr eny no miboridana e hin hin hin hin


http://www.youtube.com/watch?v=lfTqf_N7UwA
10. swann ( 23/12/2009 13:26)
ty koa yukaa iray ! raha ts faly de akapoy am vato ny loha ry TIM aa...!

http://t0.gstatic.com/images?q=tbn:hdUoTTUEUknL1M:http://s1.e-
11. yukaa ( 23/12/2009 13:28)
http://www.youtube.com/watch?v=PFogDcOLm_k
hay mbola 3ans ,inona ary ny kadô tian'i oui oui @ Noely, tgv tian' oui oui??? :-D :-D :-D
12. terrywui ( 23/12/2009 13:57)
ny havendrananty ry YUKA i kidoro anie akamanareo e ! aiza ary izy zany !

13. xxxw ( 23/12/2009 16:18)
hay mbola 3ans ,inona ary ny kadô tian'i oui oui @ Noely, tgv tian' oui oui???

:-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D :-D =)) =)) =)) =)) =)) =)) =)) :-D :-D :-D :-D :-D :-D :@ :@ :@ :@ :@ =D> =D> =D> =D> =D>
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0076