Ratsy be raha tsy tohizana ny fanalana ny TGV

1. rabaradaka
(
23/12/2009 11:34)
Vaovao farany ity ry dadatoa : manao izay hafany La France sy Dramé handravana ny tolon'ny 3 mouvances ary manao amboletra be mihitsy ry zareo. Raha mihemotra ry zareo 3 mouvances dia izay no vita aminy. Raha ny henoko aloha dia tsy hihemotra jusqu'à la fin ry zareo. Ny vaovao heno koa dia manomana izay hitsoahany i Andry TGV, Hajo Andrianainarivelo, Ny Hasina, Alain Ramaroson. Ny vaovao hafa koa dia mizara basy i Alain Ramaroson. Tandremo ary fa ho ratsy izy ity, efa nilaza an'io aho tamin'ny septambra fa hipoaka io ary tsy hijanona raha tsy rava ny HAT. Sambory Andry TGV leretsy a !
novalian'i fijo ny 25/12/2009 20:12

6. terrywui
(
23/12/2009 11:55)
hin hin hin hon hon ANGANO ANGANO AIRIRA ARIRA
-Rabaradaka mpitantara ny TIM sy ze dondrona vendrana donto MPIHAINO mba hendry lesy laisany fa aza de manao adala be foana a, ! baradaka a!ity mba saino kely ho anao o!! hin hin hin revin'i hery koa ity zao !!!!
http://www.youtube.com/watch?v=YlcGulTzrk8

7. mitapiwui
(
23/12/2009 11:57)

8. Toumba
(
23/12/2009 12:12)
efa misy reunion secret tafika legaliste eny 67H sy itaosy ,mbola eo hampiketrahana tanteraka ny option ho atao ,efa mivory tsy tapaka ihany koa ny 3 mouvance ,mino ahy ianareo fa tsy maintsy ho vita io HAT IO

9. terrywiui
(
23/12/2009 12:13)
Very fanantenana e, asio vazo aloha ry akama :roll: :roll: :roll: :lol:

10. terrywui
(
23/12/2009 12:28)
efa misy reunion secret tafika legaliste eny 67H sy itaosy ,mbola eo hampiketrahana tanteraka ny option ho atao ,efa mivory tsy tapaka ihany koa ny 3 mouvance ,mino ahy ianareo fa tsy maintsy ho vita io HAT IOity ho an'i toumba manokana hin hin hin hon hon hon hon
http://www.youtube.com/watch?v=9F4EizRXzWI

11. pikatti
(
23/12/2009 12:45)
Inona ndray zany kotrehinareo zany ry Toumba???
De tifirin'elah @ lohany kou ve io radomelina io ???
De tifirin'elah @ lohany kou ve io radomelina io ???

12. kodorompamba
(
23/12/2009 12:47)
ho faty2 foana nazreo zalahy e ,ndao tsika hifankatia doly doly

13. pikatti
(
23/12/2009 12:52)
Tsy misy miady lesy eo a ,saritavan'elah koa anie razoam tena kidoro be hotran'ny feno kongona zany lé :lol:

14. swann
(
23/12/2009 13:11)
kobo ndray rabatista kleeee hay ve elah io kidorofopla io leeee!!
http://www.dailymotion.com/video/x18j0t_lalahdamon-kidoro-pamba_fun
http://www.dailymotion.com/video/x18j0t_lalahdamon-kidoro-pamba_fun

16. swann
(
23/12/2009 13:27)
ary yukaa kiva mantsina kapa zany ? sa 3 mpetraka iray mandé ?? hin hin hin hon hon hon her her her
http://t0.gstatic.com/images?q=tbn:hdUoTTUEUknL1M:http://s1.e-
http://t0.gstatic.com/images?q=tbn:hdUoTTUEUknL1M:http://s1.e-

17. bazylou
(
23/12/2009 19:21)
aza manely tsaho e, fa tairo ny kombaka raha hanao , vive tgv :-P :-P :-P

19. AndriambyII
(
24/12/2009 01:05)
pikatti:
Tsy misy miady lesy eo a ,saritavan'elah koa anie razoam tena kidoro be hotran'ny feno kongona zany lé :lol:
=)) =)) =))