tandremo fa miakatra ny lolo vokatra e
1. bekafara
(
22/12/2009 22:18)
miakatra daholo ireo tsy maty voalavo ankibo mpiheno ny apenjika tao radio fahazavana ,izay hita fa tena radio mpihoko mihitsy,mendrika an'io radio io no akatona fa manakorontana ,
novalian'i ndotofetsy ny 23/12/2009 15:03
3. bekafara
(
22/12/2009 22:23)
aleo mihitsy hidina fa tssss,zara aza ireo 3 mouvance ireo nahazo niditra an'i dago ihany
4. ndotofetsy
(
22/12/2009 22:26)
efa tafiditra ihany tsy aleo tonga dia ampidirina anaty trano maizina daholo ny rehetra ankoatran i za aloha ee
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =))
hon hon hon
=)) =)) =)) =)) =)) =))
5. bekafara
(
22/12/2009 22:30)
teo woe tafapetraka ihany ny con-g-resy androany tena dadany le fetsison ratsy iny an le ,manao magie magie dia tafapetraka ny congresy
7. naritsymba
(
23/12/2009 01:22)

Raha tena sahy ry zalahy a, dia avelao handeha malalaka ny lanonana,aza atao adim-poza miaka-midina toa lelon-jaza :lol:
9. pikatti
(
23/12/2009 08:50)
Zandary colonel Ravalomanana ndray zany no lasa nalaza t@ iny senegaly nahazo baiko iny,

Miandry an-drangahy any ny colonel hafa fa aza maika :-D

Miandry an-drangahy any ny colonel hafa fa aza maika :-D
10. terrywui
(
23/12/2009 12:22)
vita i dada e
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA&feature=PlayList&p=FA0CDFA356C64E52
http://www.youtube.com/watch?v=HU-oqh8QzEA&feature=PlayList&p=FA0CDFA356C64E52
12. kodorompamba
(
23/12/2009 12:50)
na ny emmoreg sy ny fis aza mifampiapanga omaly ,hita hoe efa tsy vonona intsony ny miaramila atao fitaovana
