TSARY TAFIDITRA TAO ANTSIMBAZAZA ANY NY OLONA E...
1. terrywui
(
22/12/2009 11:00)
Vao lavitra oe defa votoraka bombe lakrim be de nitsoak tsary nisy tazana tao aby ry le pikany sy ry kaaNoue ninaonaona be teto oe anay tsa mataaatra nankaleo reny, kay nitsoaka iany refa tonga saina oe iray iany any ny aina...! zao nody aby fa ganagana nitety asa ty ka ny tratra mangana ny hanina tsary azo !ny fametrahana ny Mpanongampanjakana tsa nety .....!! ko inona mo no azo hatao rankizy fa ndeha mody alo maka saina de se apitso manao serasera ndray a! :-D :-D :-D :-D :-D
novalian'i terrywiui ny 23/12/2009 11:46
2. terrywui
(
22/12/2009 11:03)
zao, zao noho ity hevitra taingina oe hametraka ny 3mvs etsy antsimbazaza ty de ho samborina aby zao ry le Yves aimee sy ry fetison sy ry rakotoarivelo ..! tsy naleo ve natao matotra de mba tsary nisy izaoiiii ...!! ho vosambotra aby any zao ireo mpitarika reo de ia fa tsy i Rasomotra rery angamba sisa hinaonaona ao amin Magro ao .....!! :-D :-D :-D
3. pelaka2000
(
22/12/2009 11:06)
Vao lavitra oe defa votoraka bombe lakrim be de nitsoak tsary nisy tazana tao aby ry le pikany sy ry kaaNoue ninaonaona be teto oe anay tsa mataaatra nankaleo reny, kay nitsoaka iany refa tonga saina oe iray iany any ny aina...! zao nody aby fa ganagana nitety asa ty ka ny tratra mangana ny hanina tsary azo !ny fametrahana ny Mpanongampanjakana tsa nety .....!! ko inona mo no azo hatao rankizy fa ndeha mody alo maka saina de se apitso manao serasera ndray a
4. papala
(
22/12/2009 12:34)
tokony hatao matotra be rahampitso de ho hitantsika eo e! :miam: :miam:
6. Raliet
(
22/12/2009 19:40)
Tsy mainin ireny e!
Raha tena mahery de ataovy izay ahavitan'ny passation amin'ny mangalaza e!sy ahatafidirana ao mahazoarivo raha tena mahery.Toa ohatry ny badraodra iry PM vaovao.Ny passation aloha de ho nofy,fa anjaran'ny PM n'ny FAT indray zao no tsy hanana birao iasana, De gaga am'reo TGV ah mbola manantena fa mbola ahomby i Andry, miongana ho azy io,fa ny fotoana sisa no andrasana.
Raha tena mahery de ataovy izay ahavitan'ny passation amin'ny mangalaza e!sy ahatafidirana ao mahazoarivo raha tena mahery.Toa ohatry ny badraodra iry PM vaovao.Ny passation aloha de ho nofy,fa anjaran'ny PM n'ny FAT indray zao no tsy hanana birao iasana, De gaga am'reo TGV ah mbola manantena fa mbola ahomby i Andry, miongana ho azy io,fa ny fotoana sisa no andrasana.
8. mitapiwui
(
22/12/2009 22:11)
efa vita matvy lisany ry tim be vava an hon hon hon
nihinanemanina izany
nihinanemanina izany
10. terrywui
(
23/12/2009 11:39)
ireo vitsivitsy nahita lalampoza mba tafiditra teo antokotany ndray de voapaingotra mora teo de nampisotroina pipitsaka tsi11 de nalefa amzay !!! hin hin hin hon hon hon maty aho rapikany keliko marina ..!! :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam: :miam:
11. terrywiui
(
23/12/2009 11:46)
mitsangana ry tanora e, , lera lera lera ,
mamoaka saina fotsy ny foza
mamoaka saina fotsy ny foza
