FAVORI n'ny serasera 2010 = patrick2002

1. terrywui ( 21/12/2009 11:36)
Araka ny sondage nataonay sy ny hevitry ny mpisera rehetra dia i Patrick2002 no tena acteur mahay mampihinana ny TIM sy ireo Mpanohitra indrindra ato amin'ny serasera.org ka dia hisaorana elah leroa a! ho ela fanapahana anie elah ! ho ela velona , mankatelina Ra-pà a ........!! klap! klap !klap !klap !klap! klap! =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D> =D>
2. terrywui ( 21/12/2009 11:42)
aiza ra-pique a! elaela zany bainnn a !

http://t1.gstatic.com/images?q=tbn:Ki85fwWdGwwMwM:http://www.pawtrekker.co
3. terrywui ( 21/12/2009 11:49)
azafady bainnn a! itak toi masika be hay toi metisse kivà ee !! http://t1.gstatic.com/images?q=tbn:tgXJ9yhVQsEUZM:http://www.wiebelhuskyskleekai
4. pikatti ( 21/12/2009 13:29)
Aza ataon'elah masiso kivà zany lesy rapaty a, masiso karibou hoe :-D :-D :-D
5. pelaka2000 ( 21/12/2009 15:19)
azonay ny coupe e :-* :-* :-*
6. dadabe ( 21/12/2009 18:11)
ouayy leuleu :roll: :-D
7. swann ( 22/12/2009 10:27)
Merci rapatrick an ...! hay enao bandy malaza amin'ny tanana amin'ny fampijaliana ny TIM n'ny serasera.org zany an ! merci zokinakay ...! asio leroa ! riato lemeky ee ...!!!!! =D> =D> =D>
8. ndotofetsy ( 22/12/2009 22:38)
iza no nahazo coupe avy nangerezana tato
hon hon hon

=)) =)) =)) =)) =)) =))
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0952