Hanao arozazy kely an'i Manorohanta isika serasera.org oo!!

1. terrywui ( 20/12/2009 12:57)
De mba mitsikitsikia kely kosa fa tsy motomototra zany hanao arozazy zany e..! na de mangidy aza de mba mihatsara velatsihy kely nareo ry TIM serasera.org mba manaja olona fa efa handé ny kabary fanokafana izao a...!

""""--De faly mandray anao izahay mpisera ato amin'ny SERASERA.ORG Ramatoa Praiministra-Praiministra lefitra(tazoniny daholo manko reo toerana reo) ...!
-de ho ela fanapahana ane hianao Ramatoa PM ary de ho tafitanao tsara ane zay andraikitra nampitazonina anao !!


RAPATRICK , BAZYLOU............alefaso ny firariantsoa nalaisany ho an'ny PM jojopil letsy aa ........!!!!
2. nanjakely ( 20/12/2009 13:02)
Amin'ny mahalehiben'ny Gouvernement vaovao azy aloha dia manaja azy soa amantsara aho ary mirary azy hazoto sy ahatafita izay iraka nampanaovina azy =D> =D> =D> =D> =D> =D>
3. Raliet ( 20/12/2009 19:27)
bsr!aza mandihy tsy afa-tavony,fa tsy mankaiza ireo, tsy hisy zavatra handeh eto,eny fa na dia io fifidiana lazaina hatao io aza raha tsy miverina amin'ny satan'ny Maputo, maro no antony fa ny azoko lazaina fotsiny tamin'ny mbola heriny aza mbola tao anatin'ny heriny aza i Andry nilaza hanao fifidiana tsy nahavita mihitsy ,mainka fa izy zao manangam-pahavalo ho an'ny tenany hatrany hatrany izao, tsy hisy zavatra handeh amin'y unilateral mihitsy eto,aleo ho hita eo e!Mihamaro fahavalo izao i zandrikely fa mbola tanora loatra ka tsy ampy fahendrena.....!
4. pelaka2000 ( 21/12/2009 05:05)
:-* :-* :-*
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0069