Rahoviana indray ??????????

1. Picsou ( 19/12/2009 13:44)
Hanao ahoana re ny faran'ny taona e??? inona no hitranga raha toa ka tanteraka ny eritreritry ry zareo ao @ magro ny @ hanalana an'i andry alohan'ny faran'ny taona? ny hany fantatro mantsy dia samy anjely daholo ry zalahy rehefa tonga eo amin'io seza io. :twisted: :twisted: :twisted: . Ohatra fotsiny ilay afera bois de rose: samy manao io daholo ry zalahy, volabe mantsy io. Na ny miaramila manao ny saisie, na ny mpitondra milaza ho masina, na ireto ankilany milaza azy ho manohitra ny fitondrana: samy manao daholo. (azo anotaniana eny @ birao eau & forét Antsahavola) Aza gaga @ vali-teny azonao eny satria ao mantsy misy ny tena mpanao afera nefa kosa mba misy ihany ny olona tena matahotra an'Andriamanitra ka manao ny asany tsara. Ohatra fotsiny izany.
Re ihany koa fa misy ny FAT izay maka vola tao @ trésor nefa tsy manome rapport mazava ny amin'ny nampiasany ny vola (anontanio ireo controleur). Rahoviana indray vao hisy ny fitondrana tsara tantana??????? Rehefa lasa prezidà angamba père pedro. :-D :-D :-D :-P :-P ;-)
novalian'i xxxw ny 19/12/2009 15:12
2. xxxw ( 19/12/2009 15:12)
Refa tsy eo ny HAT dia izay fotsiny ,izahay tsy mila olona mpanabotry firenena
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0799